Nebokadnetsara II: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny tantara tamin'ny andro taloha
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I [[Nebokadnetsara II|Nebokadnetsara]] na [[Nebokadnetsara II|Nebokadnezara]] na [[Nebokadnetsara II|Nabokôdônôzôra]] dia mpanjakan'ny Babilona tanelanelan'ny taona 605 sy 562 tal. J.K. Nitarika ny tafika babiloniana izy rehefa hifarana ny fitondran-drainy'i Nabopolasara rainy ka tamin'ny taona 605 dia resiny tao Karkemisa ao Siria ny Egiptiana. Nanafika matetika niankandrefana tany Siria sy Palestina sy Egipta ary Arabia izy. Resiny ny tafik'i Jodà tamin'ny taona 597 tal. J.K. ka azony i Jerosalema ary nentiny ho [[Fahababoana tany Babilona|babo any Babilona]] ny mpanjaka [[Joiakima]] sy ny vahoakany maro koa. Maty tamin'ny taona 562 tal J.K. i Nebokadnetsara ka i Avela-Mardoka (na Amela-Merodaka) no nandimby azy. Nisy ny fikomiana nanohitra azy tao amin'ny [[Fanjakan'i Jodà]] tamin'ny taona 599-587 tal. J.K. ka famaizana mahatsiravina no nasetriny izany izay nanaovany sesitany Jiosy maro indray tany Babilona. Nataony fahirano mandritra ny 13 taona ny tananan'i Tiro any Foinikia ary nanafika an'i Egipta koa izy tamin’ny taona 568 tal J.K. Maty tamin'ny taona 562 tal J.K. i Nebokadnetsara ka i Avela-Mardoka (na Amela-Merodaka) no nandimby azy.
 
== Jereo koa: ==
<br />
 
* [[Fahababoana tany Babilona]]
* [[Fanjakan'i Jodà]]<br />