Jôiakina: Fahasamihafan'ny versiona
k
tsy misy ambangovangom-panovana
kAucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
== Fiainana sy fanjakàny ==
Tamin'ny taona 598 tal. J.K. tamin'ny nandrosoan'i [[Nebokadnetsara II]] hanafika ny [[Fanjakan'i Jodà]] dia maty i [[Joiakima]] (na Joakima), angamba nisy namono, ka nandimby azy i Joiakina zanany tamin'ny faha-18 taonany. Telo volana sy folo andro fotsiny anefa no nanjakan'i Joakina (Desambra 598 - Marsa 597 tal. J.K.).
Naka an'i Negeva ny Edomita fa i Nebokadnetsara kosa naka an'i Jerosalema izay nikomy taminy (taona 597 tal. J.K.). Natao sesitany tany Babilona ny mpanjaka Joiakina sy ny olona maro ao amin'ny saranga ambony ary ireo mahay taozavatra tao Jerosalema ka niisa 3 000 izany araka ny [[Baiboly]]. Nobaboin'i Nebokadnetsara ny fananana tao amin'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] sy ny tao amin'ny lapan'ny mpanjaka ka i Matania na Mataniasa (hebreo: ''Mattanyahu''; grika: ''Mathanias'') zanak'i [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia,]] izay niova anarana hoe [[Zedekia]] (na Sedekiasa), no notendreny handimby an'i Joiakina.
|