Jôiakina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-9:
Naka an'i Negeva ny Edomita fa i Nebokadnetsara kosa naka an'i Jerosalema izay nikomy taminy (taona 597 tal. J.K.). Natao sesitany tany Babilona ny mpanjaka Joiakina sy ny olona maro ao amin'ny saranga ambony ary ireo mahay taozavatra tao Jerosalema ka niisa 3 000 izany araka ny [[Baiboly]]. Nobaboin'i Nebokadnetsara ny fananana tao amin'ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] sy ny tao amin'ny lapan'ny mpanjaka ka i Matania na Mataniasa (hebreo: ''Mattanyahu''; grika: ''Mathanias'') zanak'i [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia,]] izay niova anarana hoe [[Zedekia]] (na Sedekiasa), no notendreny handimby an'i Joiakina.
 
Araka ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] (2Mpanj. 25.27-30) dia nafahan'i Amela-Mardoka (na Evila-Merodaka), izay nandimby an'i Nebokadnetsara, i Joakina rehefa nigadra nandritra ny 37 taona, tamin'ny taona 562 tal. J.K.
 
== Jereo koa: ==