Zedekia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I [[Zedekia]] na [[Zedekia|Sedekiasa]] dia mpanjakan'i Jodà nanapaka teo anelanelan'ny taona 597 sy 587 tal J.K. Izy no mpanjaka farany tao amin'ny [[Fanjakan'i Jodà]]. Niara-belona taminy ny mpaminany [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] sy [[Zakaria mpaminany|Zakaria]]. Tamin'ny androny no nandravàna an'i Jerosalema sy ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ary nanaovana [[Fahababoana tany Babilona|sesitany]] ny mponina tao Jodà. Zanaky ny mpanjaka [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] (na Josiasa) tamin'i Hamotala (zanaka vavin'i Jeremia avy any Libna) i Zedekia sady zandrin'i Eliakima (ny mpanjaka [[Joiakima]] na Joakima) sy Joahaza (2Mpaj. 23.31; Jer. 24.17-18). Resahina ao amin'ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] sy ny [[Bokin'i Jeremia]] ny tantaran'ny fanjakan'i Zedekia.
 
== Ny anarany ==