Zedekia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
== Ny anarany ==
I Matania (hebreo: ''Mattanyahou''; grika: ''Mathanias'')<ref name=":0"><small>''Histoire visuelle de la Bible'', National Geographic, Les Nouveaux Essentiels, octobre 2013, 512 <abbr>p.</abbr>(<nowiki>ISBN 9782822900331</nowiki>)</small></ref> no anarany talohan'ny naha mpanjaka azy. Ao amin'ny [[Tanakh]] (Baiboly jiosy amin'ny teny hebreo) dia atao hoe צִדְקִיָּהוּ / ''ŞidhqiyyāhûŞidhqiyyâhû'' (raha tsorina: ''Tsidkiyâhû'') izy. Ao amin'ny [[Septoaginta|Septoajinta]] (Baiboly jiosy amin'ny teny grika) kosa izy dia atao hoe ''ζεδεκιας'' / ''Zedekias'' fa ao amin'ny [[Volgata]] (Baiboly amin'ny teny latina) izy dia atao hoe ''Sedecias''.
 
== Ny loza nahazo an'i Zedekia ==