Fahababoana tany Babilôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Tissot The Flight of the Prisoners.jpg|vignette|360x360px]]
Ny [[fahababoana tany Babilona]] na [[Fahababoana tany Babilona|fahababoana babiloniana]] na [[Fahababoana tany Babilona|sesitany tany Babilona]] dia fotoana teo amin'ny tantaran'ny Jiosy izay nanaovana sesitany olona maro avy amin'ny [[Fanjakan'i Jodà]] rava ho any Babilona.
 
Taorian'ny ady nifanaovana tao Karkemisa tamin'ny taona 605 tal J.K., ny mpanjakan'i Babilona, dia i Nebokadnetsara, dia nanao fahirano an'i Jerosalema, ka nampandoa “hetra”"hetra" ny mpanjaka Joiakima<ref><small>Coogan, Michael (2009). ''A Brief Introduction to the Old Testament''. Oxford: Oxford University Press.</small></ref>. Nanda ny hanome haja an'i Nebokadnetsara i Joiakima tamin'ny faha-4 taona nitondran'i Nebokadnetsara, ka niteraka fahirano vaovao tamin’ny faha-7 taona nitondran'i Nebokadnetsara, izay nahafaty an'i Joiakima sy ny fanaovan-tsesitany ny mpanjaka Jekonia sy ny tandapany ary ny hafa koa. Ny mpandimby an'i Jekonia, dia i Zedekia, sy ny hafa koa dia nasesitany tamin'ny faha-18 taona nanjakan'i Nebokadnetsara; nisy koa ny fanaova-tsesitany taty aoriana tamin'ny faha-23 taona nitondran'i Nebokadnetsara. Ny daty sy ny isan'ny fanaovan-tsesitany ary ny isan'ny natao sesitany voalaza ao amin’ny Baiboly dia viovaova<ref><small>Moore, Megan Bishop; Kelle, Brad E. (2011). ''[https://books.google.co.uk/books?id=Qjkz_8EMoaUC&pg=PA357&dq=babylonian+deportations+are+dated&hl=en&sa=X&ved=0CCcQ6AEwAWoVChMIrsTls8mHxgIVJlrbCh1e5ADA#v=onepage&q=babylonian%20deportations%20are%20dated&f=false Biblical History and Israel S Past: The Changing Study of the Bible and History]''. Wm. B. Eerdmans Publishing. pp. 357–58. <nowiki>ISBN 0802862608</nowiki>.</small> </ref>. Ireo sesitany ireo dia niseho voalohany tamin'ny taona 597 tal. J.K. ka narakarahin’ny hafa tamin’ny taona 587.586 tal. J.K. ary tamin'ny taona 582/581 tal. J.K.<ref><small>Dunn, James G.; Rogerston, John William (2003). ''Eerdmans Commentary on the Bible''. Wm. B. Eerdmans Publishing. p. 545. <nowiki>ISBN 978-0-8028-3711-0</nowiki>.</small></ref>.
 
Taorian'ny fandavoan'mpanjakan'i Persia, dia i Kirosy Lehibe, an'i Babilona tamin'ny taona 539 tal. J.K. dia nahazo alalana hiverina any Jodà ireo Jiosy nasesitany<ref><small>Jonathan Stökl, Caroline Waerzegger (2015). ''Exile and Return: The Babylonian Context''. Walter de Gruyter GmbH & Co. pp. 7–11, 30, 226.</small></ref> <ref><small>''Encyclopaedia Judaica''. 3 (2nd ed.). p. 27.</small></ref>. Araka ny [[Bokin'i Ezra]] (na Bokin'i Esdrasa) dia nanomboka tokony ho tamin'ny taona 537 tal. J.K. ny fanamboarana indray ny [[Tempolin'i Jerosalema]]. Izany zava-nitranga rehetra izany dia heverina ho zava-dehibe eo amin'ny tantara sy ny kolontsaina jiosy sady nisy vokany lehibe tamin'ny fivoaran'ny fivavahana jiosy.