Fahababoana tany Babilôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-9:
 
== Ny fitantarana ao amin'ny Baiboly ==
Tamin'ny faran'ny taonjato faha-7 tal J.K. dia nifandray tamin'i Empira asiriana ny [[Fanjakan'i Jodà]]. Tamin'ireo folo taona farany amin'io taonjato io dia nazeran'i Babilona, izay faritany fehezin'ny Asiriana, i Asiria. Natahotra ny hiakaran'ny Empira vaovaon'i Babilona i Egipta ka nandray ny fifehezana ny tanin'i Asiria hatramin'ny onin'i Eofrata ao Siria, nefa nanafika azy i Babilona. Nandritra izany fotoana izany dia maty tamin'ny ady tao Megido tamin'ny taona 609 tal. J.K. i Josia mpanjakan'i Jodà.
 
=== Boky mitantara ny fahababoana ===
Taorian'ny nadresen'ny Babiloniana ny tafiky ny farao Nekao tao Karkemisy tamin'ny taona 605 tal. J.K. dia nanomboka naneho fanajana an'i Nebokadnetsara II i Joiakima. Nisy ampahany tamin'ny tanora andriana tao Jodà nentina tany Babilona.[[Sary:The captivity of Judah.jpg|vignette|273x273px|Fanaovan-tsesitany ny Jiosin'i Jerosalema]]Tamin'ireo taona manaraka dia nizara roa ny tao an-dapan'i Jerosalema ka ny iray nanohana an'i Egipta fa ny iray hafa nanohana an'i Babilona. Taorian'ny nandresen'i Egipta an'i Nebokadnetsara tamin'ny taona 601 tal J.K. dia nikomy tamin'i Babilona i Jodà, ka niteraka ny fanaovana fahirano an'i Jerosalema mandritra ny telo volana izany izay nanomboka tamin'ny faran'ny taona 598 tal. J.K.<ref><small>Geoffrey Wigoder, ''The Illustrated Dictionary & Concordance of the Bible'' Pub. by Sterling Publishing Company, Inc. (2006)</small></ref>. I Joiakima mpanjakan'i Jodà dia maty nandritra izany fahirano izany<ref><small>Dan Cohn-Sherbok, ''The Hebrew Bible'', Continuum International, 1996. ISBN 0-304-33703-X</small></ref> ka nandimby azy ny zanany Joiakina izay atao hoe Jekonia koa, tamin'ny faha-18 taonany (2Mpanjaka 24.6–8). Azon'i Nebokadetsara tamin'ny faha-2n'ny [[Tetiandro hebreo|volana Adara]] (16 Marsa) taona 597 tal. J.K. i Jerosalema<ref><small>Philip J. King, ''Jeremiah: An Archaeological Companion'' (Westminster John Knox Press, 1993), p. 23.</small></ref> ka nobaboiny miaraka amin'ny Tempoly ary i Jekonia sy ny tandapany ary ny olona tsongoimbolo hafa koa, isan'izany ny mpaminany [[Ezekiela]], dia nentina tany Babilona<ref><small>''The Oxford History of the Biblical World'', ed. by Michael D Coogan. Pub. by Oxford University Press, 1999. p. 350</small></ref>. Ny dadatoan'i Joiakima, i Zedekia, dia notendrena ho mpanjaka hisolo azy, nefa ireo olona nasesitany tany Babilona dia nihevitra an'i Jekonia ho mpanjakany na lohany ihany.
Ny vanimpotoan'ny fahababoana dia nampiroborobo ny literatiora jiosy. Ny fitantaran'ny [[Baiboly]] ny fahababoana dia hita ao amin'ny [[Bokin'i Jeremia]] (Jer. 39–43), ny mpaminany [[Bokin'i Jeremia|Jeremia]] sy [[Bokin'i Ezekiela|Ezekiela]] niaina tao Jerosalema sy Babilona tamin'izany fotoana izany; ny fizaràna farany ao amin'ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]]; ny [[Boky faharoan'ny Tantara]]; ary ny toko voalohany ao amin'ny [[Bokin'i Ezra]] (na [[Bokin'i Esdrasa]]) izay manomboka amin'ny fahababoana sy manohy izany ao amin'ny [[Bokin'i Nehemia]]. Ny [[Bokin'ny Fitomaniana|Bokin'ny Fitomaniana,]] izay vokatry ny fahababoana babiloniana, dia vavolombelon'ny loza niseho. Ny [[Bokin'i Hagay]] (na [[Bokin'i Akjea|Akjea]]) mitantara ny fiverenana avy any am-pahababoana. Misy salamo mampahatsiahy mazava ny fahababoana. Isan'ireo asasoratra avy any amin'ny fahababoana na momba ny fahababoana ny fitantarana ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] (Dan. 1 – 6), ''Sozana, i Bela sy ny Dragona'', "Ireo zatovo telo" (1Esdrasa 3.1 – 5.6) ary ny [[Bokin'i Tobia]] sy ny [[Bokin'i Jodita]] <ref><small>''[https://www.reuters.com/article/us-israel-archaeology-babylon-idUSKBN0L71EK20150203 "Ancient tablets reveal life of Jews in Nebuchadnezzar's Babylon"].'' 3 February 2017 – via Reuters.</small></ref>. Ny [[Bokin'ny Fitomaniana]] dia vokatry ny fahababoana babiloniana.
[[Sary:François-Xavier Fabre - Nabuchodonosor Has Zedekiah's Children Killed before his Eyes.jpg|vignette|245x245px|Nampamonoin'i Nebokadnetsara teo imason-drainy ny zanaka'i Zedekia, nataon'i François-Xavier Fabre, taona 1787.]]
Na dia nampitandrina aza i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] sy ireo antoko nomba an'i Babilona dia nikomy tamin'i Babilona ihany i Zedekia ka niray tamin'ny farao Hofra. Niverina i Nebokadnetsara ka nandresy an'i Egipta sady nanao fahirano an'i Jerosalema fanidroany, ka niteraka ny fandravana ny tanàna tamin'ny taona 587 tal. J.K. Nosimban'i Nebokadnetsara ny mandan'ny tanàna sy ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ary ny tranon'ny mponina nanana ny maha izy azy. Nosamborina i Zedekia sy ireo zanany izay novonoina teo imasony, avy eo nopotsirina ny masony ka nentina tany Babilona niaraka tamin'ny babo maro hafa koa (Jeremia 52.10-11). Lasa faritany fehezin'i Babilona i Jodà ka nomen'ny Babiloniana anarana hoe Iehoda (Yehud izany hoe Jodea), dia tapitra teo ny [[Fanjakan'i Jodà]] mahaleo tena. Noho ireo taona banga ao amin'ny tetiandro jiosy dia mametraka ny daty nandravana ny Tempoly voalohany amin'ny taona 3338 [[Tetiandro hebreo|TH]] (423 tal. J.K.) na 3358 [[Tetiandro hebreo|TH]] (403 tal. J.K.) ny loharano rabinika.
 
Ny loharan’ny mpisorona, dia ny iray amin'ireo loharano efatra lehiben'ny [[Torah]] (na [[Pentateoka|Penteteoka]]) ao amin'ny [[Baiboly hebreo]], dia vokatry ny fotoana taorian'ny fahababoana tamin'ny nahalasa faritany persiana atao hoe Iehoda (''Yehud'') ny [[Fanjakan'i Jodà]] <ref><small>Blum, Erhard (1998). "Issues and Problems in the Contemporary Debate Regarding the Priestly Writings". In Sarah Shectman, Joel S. Baden. ''[https://books.google.mg/books?id=10E4LpK732sC&pg=PA31&lpg=PA31&dq=The+strata+of+the+priestly+writings:+contemporary+debate+and+future+directions&source=bl&ots=nYabYfebRm&sig=w3WisvAaVptlL_pcU9UWmgSOsq0&hl=en&ei=OSX4TezlE4LgiAKt_7X9DA&sa=X&oi=book_result&c The strata of the priestly writings: contemporary debate and future directions].'' Theologischer Verlag. pp. 32–33.</small></ref>. Tamin'io vanimpotoana persiana io koa no nampandriana an-tsoratra ny Torah<ref><small>Finkelstein, Israel; Silberman, Neil Asher (2001). ''The Bible Unearthed: Archaeology's New Vision of Ancient Israel and the Origin of Its Sacred Texts''. Simon and Schuster. ISBN 978-0-684-86912-4</small></ref>.
Nanendry governora voalohany i Babilona, dia i Gedalia izay Jodaita ao tao Jodà; nantsoin'i Gedalia ny Jiosy maro izay nandositra nankany amin'ireo firenena akaiky toa an'i Moaba sy i Amona ary i Edoma mba hiverina, sady nanao izay hampandroso ny tany izy. Fotoana fohy taty aoriana dia nisy tamin'ireo sisa velona tamin'ny fianakavia-mpanjaka namono an'i Gedalia sy ireo Babiloniana mpanolotsaina azy, ka maro ireo Jiosy mpialokaloka tao nandositra tany Egipta. Tamin'ny folotaona faharoan'ny taonjato faha-6 tal. J.K. dia nisy Jiosy maro tany Babilona sy Egipta, ankoatr'ireo Jiosy nitoetra tao Jodà; izany no nanombohan'ny fisian'ny Jiosy any am-pielezana.
 
=== Fanaovan-tsesitany ===
Araka ny [[Bokin'i Ezra]] (na [[Bokin'i Esdrasa]]) dia natsahatry ny mpanjaka persiana Kirosy Lehibe ny sesitany tamin'ny taona 538 tal. J.K.<ref name=":0"><small>[https://www.biu.ac.il/js/rennert/history_4.html "Second Temple Period (538 BCE. to 70 CE) Persian Rule"]. Biu.ac.il. Notsidihina 21/01/2014.</small></ref>, iray taona taorian'ny nahazoany an'i Babilona<ref><small>''Harper's Bible Dictionary'', ed. by Achtemeier, etc., Harper & Row, San Francisco, 1985, p. 103</small></ref>. Tamin'ny nanapahan'i Zorobabela, andriandahy (antsoina toy izany noho izy taranaky ny mpanjaka [[Davida (Baiboly)|Davida]]) sy i Josoa mpisorona (taranak'ireo mpisoronabe tao amin'ny Tempoly) no nifarana ny fahababoana ka namboarina ny Tempoly faharoan'i Jerosalema tamin'ny taona 521 tal. J.K. hatramin'ny taona 516 tal. J.K.<ref name=":0" />.
 
==== Faharesena sy fanaovan-tsesitany voalohany ====
== Ny literatioran'ny Fahababoana ==
Tamin'ny faran'ny taonjato faha-7 tal J.K. dia nifandray tamin'i Empira asiriana ny [[Fanjakan'i Jodà]]. Tamin'ireo folo taona farany amin'io taonjato io dia nazeran'i Babilona, izay faritany fehezin'ny Asiriana, i Asiria. Natahotra ny hiakaran'ny Empira vaovaon'i Babilona i Egipta ka nandray ny fifehezana ny tanin'i Asiria hatramin'ny onin'i Eofrata ao Siria, nefa nanafika azy i Babilona. Nandritra izany fotoana izany dia maty tamin'ny ady tao Megido tamin'ny taona 609 tal. J.K. i Josia mpanjakan'i Jodà.
Ny vanimpotoan'ny fahababoana dia nampiroborobo ny literatiora jiosy. Ny fitantaran'ny [[Baiboly]] ny fahababoana dia hita ao amin'ny [[Bokin'i Jeremia]] (Jer. 39–43); ny fizaràna farany ao amin'ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]]; ny [[Boky faharoan'ny Tantara]]; ary ny toko voalohany ao amin'ny [[Bokin'i Ezra]] (na [[Bokin'i Esdrasa]]). Isan'ireo asasoratra avy any amin'ny fahababoana na momba ny fahababoana ny fitantarana ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] (Dan. 1 – 6), Sozana, i Bela sy ny Dragona, "Ireo zatovo telo" (1Esdrasa 3.1 – 5.6) ary ny [[Bokin'i Tobia]] sy ny [[Bokin'i Jodita]] <ref><small>''[https://www.reuters.com/article/us-israel-archaeology-babylon-idUSKBN0L71EK20150203 "Ancient tablets reveal life of Jews in Nebuchadnezzar's Babylon"].'' 3 February 2017 – via Reuters.</small></ref>. Ny [[Bokin'ny Fitomaniana]] dia vokatry ny fahababoana babiloniana.
 
Taorian'ny nadresen'ny Babiloniana ny tafiky ny farao Nekao tao Karkemisy tamin'ny taona 605 tal. J.K. dia nanomboka naneho fanajana an'i Nebokadnetsara II i Joiakima. Nisy ampahany tamin'ny tanora andriana tao Jodà nentina tany Babilona.[[Sary:The captivity of Judah.jpg|vignette|273x273px|Fanaovan-tsesitany ny Jiosin'i Jerosalema]]Tamin'ireo taona manaraka dia nizara roa ny tao an-dapan'i Jerosalema ka ny iray nanohana an'i Egipta fa ny iray hafa nanohana an'i Babilona. Taorian'ny nandresen'i Egipta an'i Nebokadnetsara tamin'ny taona 601 tal J.K. dia nikomy tamin'i Babilona i Jodà, ka niteraka ny fanaovana fahirano an'i Jerosalema mandritra ny telo volana izany izay nanomboka tamin'ny faran'ny taona 598 tal. J.K.<ref><small>Geoffrey Wigoder, ''The Illustrated Dictionary & Concordance of the Bible'' Pub. by Sterling Publishing Company, Inc. (2006)</small></ref>. I Joiakima mpanjakan'i Jodà dia maty nandritra izany fahirano izany<ref><small>Dan Cohn-Sherbok, ''The Hebrew Bible'', Continuum International, 1996. ISBN 0-304-33703-X</small></ref> ka nandimby azy ny zanany Joiakina izay atao hoe Jekonia koa, tamin'ny faha-18 taonany (2Mpanjaka 24.6–8). Azon'i Nebokadetsara tamin'ny faha-2n'ny [[Tetiandro hebreo|volana Adara]] (16 Marsa) taona 597 tal. J.K. i Jerosalema<ref><small>Philip J. King, ''Jeremiah: An Archaeological Companion'' (Westminster John Knox Press, 1993), p. 23.</small></ref> ka nobaboiny miaraka amin'ny Tempoly - ary i Jekonia sy ny tandapany ary ny olona tsongoimbolo hafa koa, isan'izany ny mpaminany [[Ezekiela]], dia nentina tany Babilona<ref><small>''The Oxford History of the Biblical World'', ed. by Michael D Coogan. Pub. by Oxford University Press, 1999. p. 350</small></ref>. Ny dadatoan'i Joiakima, i Zedekia, dia notendrena ho mpanjaka hisolo azy, nefa ireo olona nasesitany tany Babilona dia nihevitra an'i Jekonia ho mpanjakany na lohany ihany.
Ny loharan’ny mpisorona, dia ny iray amin'ireo loharano efatra lehiben'ny [[Torah]] (na [[Pentateoka|Penteteoka]]) ao amin'ny [[Baiboly hebreo]], dia vokatry ny fotoana taorian'ny fahababoana tamin'ny nahalasa faritany persiana atao hoe Iehoda (''Yehud'') ny [[Fanjakan'i Jodà]] <ref><small>Blum, Erhard (1998). "Issues and Problems in the Contemporary Debate Regarding the Priestly Writings". In Sarah Shectman, Joel S. Baden. ''[https://books.google.mg/books?id=10E4LpK732sC&pg=PA31&lpg=PA31&dq=The+strata+of+the+priestly+writings:+contemporary+debate+and+future+directions&source=bl&ots=nYabYfebRm&sig=w3WisvAaVptlL_pcU9UWmgSOsq0&hl=en&ei=OSX4TezlE4LgiAKt_7X9DA&sa=X&oi=book_result&c The strata of the priestly writings: contemporary debate and future directions].'' Theologischer Verlag. pp. 32–33.</small></ref>. Tamin'io vanimpotoana persiana io koa no nampandriana an-tsoratra ny Torah<ref><small>Finkelstein, Israel; Silberman, Neil Asher (2001). ''The Bible Unearthed: Archaeology's New Vision of Ancient Israel and the Origin of Its Sacred Texts''. Simon and Schuster. ISBN 978-0-684-86912-4</small></ref>.
 
==== Faharesena faharoa sy sesitany faharoa sy fahatelo ====
== Ny lanjan'ny fahababoana eo amin'ny tantaran’ny Jiosy ==
Ny dadatoan'i Joiakima, i Zedekia, dia notendrena ho mpanjaka hisolo azy, nefa ireo olona nasesitany tany Babilona dia nihevitra an'i Jekonia ho mpanjakany na lohany ihany.
Ao amin'ny [[Baiboly hebreo]] dia asaho ho toy ny famaizana noho ny [[fanompoan-tsampy]] sy ny tsy fanajana an'i Iahveh ny fahababoana tany Babilona. Mitovy amin'ny fiheverana ny fanandevozana tany Egipta izay nodimbasan'ny fanafahana izany. Ny fahababoana tany Babilona dia nisy akony maro teo amin'ny [[jodaisma]] sy ny kolontsaina jiosy. Ohatra, ny [[abidy hebreo]] amin'izao fotoana izao dia noraisin'ny Jiosy tamin'io vanimpotoan'ny fahababoana io, ka nasolony ny abidy hebreo taloha.
[[Sary:François-Xavier Fabre - Nabuchodonosor Has Zedekiah's Children Killed before his Eyes.jpg|vignette|245x245px|Nampamonoin'i Nebokadnetsara teo imason-drainy ny zanaka'i Zedekia, nataon'i François-Xavier Fabre, taona 1787.]]
Na dia nampitandrina aza i [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] sy ireo antoko nomba an'i Babilona dia nikomy tamin'i Babilona ihany i Zedekia ka niray tamin'ny [[farao]] Hofra. Niverina i Nebokadnetsara ka nandresy an'i Egipta sady nanao fahirano an'i Jerosalema fanidroany.
 
Izany faheresena izany dia niteraka ny fandravana ny tanàna tamin'ny taona 587 tal. J.K. Nosimban'i Nebokadnetsara ny mandan'ny tanàna sy ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ary ny tranon'ny mponina nanana ny maha izy azy. Nosamborina i Zedekia sy ireo zanany izay novonoina teo imasony, avy eo nopotsirina ny masony ka nentina tany Babilona niaraka tamin'ny babo maro hafa koa (Jeremia 52.10-11).
Izany vanimpotoana izany no fotoana faratampon'ny faminaniana ao amin'ny Biboly ao amin'i [[Ezekiela|Ezekiela,]] izay narahin'ny fisandratan'ny anjara asa foiben’ny Torah teo amin'ny fiainan'ny Jiosy. Araka ny hevitry ny maro amin'ireo mpitsikera hentitra ny tantara dia nosoratana tamin'ny vanimpotoan'ny fahababoana ny Torah sady tamin'izany no nanomboka niheveran'ny Jiosy azy ho soratra manam-pahefana. Io vanimpotoana io koa no nisehoan'ny fiovana teo amin'ny Jiosy izay lasa vondrona ara-poko sy ara-pivavahana afaka misy na tsy manana [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] aza<ref><small>''A Concise History of the Jewish People''. Naomi E. Pasachoff, Robert J. Littma. Rowman & Littlefield, 2005. p. 43</small></ref>.
 
Ny [[Bokin'i Jeremia]] dia miresaka ny fanaovan-tsesitany fahatelo izay niseho tokony ho tamin'ny taona 581 tal. J.K. Ny totalinan'ny olona natao sesitany hatramin'izay dia 20 000 any ho any<ref><small>Geoffrey Wigoder (dir), ''Dictionnaire Encyclopédique du Judaïsme'', page 1250,(<nowiki>ISBN 2204045411</nowiki>),Éditions du Cerf</small></ref>.
Izany dia nifanojo amin'ny fisandratan'ny mpanora-dalàna sy ny olonkendry mpitarika ny Jiosy (jereo [[Ezra]]). Talohan'ny fahababoana dia voazara ho foko ny vahoakan'i Israely. Avy eo dia nitsitokotoko ho vondrona madinika isam-pianakaviana izy. Ny [[Fokon'i Israely|foko]]<nowiki/>n'i Levy ihany no nanohy ny anjara asany ao an-Tempoly taorian'ny fiverenana avy any am-pahababoana. Taorian'izany fotoana izany dia nisy Jiosy marobe nonina ivelan'ny tanin'i Israely; teo koa nonombohan'ny fisian'ny zanaka am-pielezana jiosy, afa-tsy hoe efa nanomboka izany tamin'ny famaboan'ny Asiriana an'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]].
 
==== I Jodà lasa faritany babiloniana: Jodea ====
Ao amin'ny literatiora rabinika dia ataon'ireo any am-pielezana sarin-teny fanoharana i Babilona. Matetika dia ilazana ny diaspora talohan'ny fandravana ny Tempoly faharoa ny teny hoe "Babilona". Torian'ny faharavan'ny Tempoly faharoa dia ny hoe "Roma" na "Edoma" no teny nampiasaina.
Lasa faritany fehezin'i Babilona i Jodà ka nomen'ny Babiloniana anarana hoe ''Iehoda'' (Yehud izany hoe [[Jodea]]), dia tapitra teo ny [[Fanjakan'i Jodà]] mahaleo tena. Noho ireo taona banga ao amin'ny tetiandro jiosy dia mametraka ny daty nandravana ny Tempoly voalohany amin'ny taona 3338 [[Tetiandro hebreo|TH]] (423 tal. J.K.) na 3358 [[Tetiandro hebreo|TH]] (403 tal. J.K.) ny loharano rabinika.
 
Nanendry governora voalohany i Babilona, dia i Gedalia izay Jodaita ao tao Jodà; nantsoin'i Gedalia ny Jiosy maro izay nandositra nankany amin'ireo firenena akaiky toa an'i Moaba sy i Amona ary i Edoma mba hiverina, sady nanao izay hampandroso ny tany izy. Fotoana fohy taty aoriana dia nisy tamin'ireo sisa velona tamin'ny fianakavia-mpanjaka namono an'i Gedalia sy ireo Babiloniana mpanolotsaina azy, ka maro ireo Jiosy mpialokaloka tao nandositra tany Egipta. Tamin'ny folotaona faharoan'ny taonjato faha-6 tal. J.K. dia nisy Jiosy maro tany Babilona sy Egipta, ankoatr'ireo Jiosy nitoetra tao Jodà; izany no nanombohan'ny fisian'ny Jiosy any am-pielezana.
 
=== Fahataperan'ny sesitany ===
Araka ny [[Bokin'i Ezra]] (na [[Bokin'i Esdrasa]]) dia natsahatry ny mpanjaka persiana Kirosy Lehibe ny sesitany tamin'ny taona 538 tal. J.K.<ref name=":0"><small>[https://www.biu.ac.il/js/rennert/history_4.html "Second Temple Period (538 BCE. to 70 CE) Persian Rule"]. Biu.ac.il. Notsidihina 21/01/2014.</small></ref>, iray taona taorian'ny nahazoany an'i Babilona<ref><small>''Harper's Bible Dictionary'', ed. by Achtemeier, etc., Harper & Row, San Francisco, 1985, p. 103</small></ref>. Tamin'ny nanapahan'i Zorobabela, andriandahy (antsoina toy izany noho izy taranaky ny mpanjaka [[Davida (Baiboly)|Davida]]) sy i Josoa mpisorona (taranak'ireo mpisoronabe tao amin'ny Tempoly), no nifarana ny fahababoana ka namboarina ny Tempoly faharoan'i Jerosalema tamin'ny taona 521 tal. J.K. hatramin'ny taona 516 tal. J.K.<ref name=":0" />.
 
== Famintinana ara-potoana ==
Ligne 72 ⟶ 78 :
|<small>Fiverenan'ny Jiosy maro any Iehoda (Jodea) teo ambany fitarihan'i Zorobabela sy i Josoa mpisoronabe. Napetraka ny fototry ny Tempoly faharoa.</small>
|}
 
== Ny lanjan'ny fahababoana eo amin'ny Jiosy sy ny Kristiana ==
 
=== Ny lanjan'ny fahababoana eo amin'ny tantaran’nytantaran'ny Jiosy ===
 
==== Ao amin'ny Baiboly hebreo ====
Ao amin'ny [[Baiboly hebreo]] dia asaho ho toy ny famaizana noho ny [[fanompoan-tsampy]] sy ny tsy fanajana an'i Iahveh ny fahababoana tany Babilona. Mitovy amin'ny fiheverana ny fanandevozana tany Egipta izay nodimbasan'ny fanafahana izany. Ny fahababoana tany Babilona dia nisy akony maro teo amin'ny [[jodaisma]] sy ny kolontsaina jiosy. Ohatra, ny [[abidy hebreo]] amin'izao fotoana izao dia noraisin'ny Jiosy tamin'io vanimpotoan'ny fahababoana io, ka nasolony ny abidy hebreo taloha.
 
Izany vanimpotoana izany no fotoana faratampon'ny faminaniana ao amin'ny BibolyBaiboly ao amin'i [[Ezekiela|Ezekiela,]] izay narahin'ny fisandratan'ny anjara asa foiben’ny Torah teo amin'ny fiainan'ny Jiosy. Araka ny hevitry ny maro amin'ireo mpitsikera hentitra ny tantara dia nosoratana tamin'ny vanimpotoan'ny fahababoana ny Torah sady tamin'izany no nanomboka niheveran'ny Jiosy azy ho soratra manam-pahefana. Io vanimpotoana io koa no nisehoan'ny fiovana teo amin'ny Jiosy izay lasa vondrona ara-poko sy ara-pivavahana afaka misy na tsy manana [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] aza<ref><small>''A Concise History of the Jewish People''. Naomi E. Pasachoff, Robert J. Littma. Rowman & Littlefield, 2005. p. 43</small></ref>.
 
Izany dia nifanojo amin'ny fisandratan'ny mpanora-dalàna sy ny olonkendry mpitarika ny Jiosy (jereo [[Ezra]]). Talohan'ny fahababoana dia voazara ho foko ny vahoakan'i Israely. Avy eo dia nitsitokotoko ho vondrona madinika isam-pianakaviana izy. Ny [[Fokon'i Israely|foko]]<nowiki/>n'i Levy ihany no nanohy ny anjara asany ao an-Tempoly taorian'ny fiverenana avy any am-pahababoana. Taorian'izany fotoana izany dia nisy Jiosy marobe nonina ivelan'ny tanin'i Israely; teo koa nonombohan'ny fisian'ny zanaka am-pielezana jiosy, afa-tsy hoe efa nanomboka izany tamin'ny famaboan'ny Asiriana an'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]].
 
 
 
==== Ao amin'ny literatiora rabinika ====
Ao amin'ny literatiora rabinika dia ataon'ireo any am-pielezana sarin-teny fanoharana i Babilona. Matetika dia ilazana ny diaspora talohan'ny fandravana ny Tempoly faharoa ny teny hoe "Babilona". Torian'ny faharavan'ny Tempoly faharoa dia ny hoe "Roma" na "Edoma" no teny nampiasaina.
 
=== Ny lanja ara-tandindon'ny fahababoana eo amin'ny Kristiana ===
 
==== Eo amin'ny fahasahiranan'ny Fiangonana katolika ====
[[Sary:Palais des papes 6.jpg|vignette|237x237px|Lapan'ny Papa tao Avignon - Fantsa]]
Ny fitenenana hoe "fahababoana babiloniana" izay mampahatsiahy izany vanim-potoana izany dia anoharana ny fonenan'ny fitondran'ny Papa tany Avignon tany Frantsa teo anelanelan'ny taona 1309 sy 1378 (Klemento V, Joany XXII, Benedikto XII, Klemento VI, Inokentio VI, Orbano V,GréeoieioXI), sy teo anelanelan'ny taona 1378 sy 1418. (Klemento VII, Benedikto XIII).
 
==== Eo amin'ny tantaran'ny finoana ====
Ny toerana misy ny fiangonana lavitra ny tena finoana marina dia oharina koa amin'ny fahababoana yanhy Babilona. I Lotera ohatra dia nanao ny fitondran'ny Papa ho sahala amin'ny fahababoana babiloniana.
 
== Jereo koa: ==