Anabatisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Anabatisma]] dia firehana protestanta eo amin'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] izay manandratra avo ny batisa an-tsitrapon'ny olona efa tonga saina. Ny teny hoe ''anabatista'' dia avy amin'ny teny grika hoe ''anabaptizein'' izay midika hoe "mamerina batisa", izany hoe mamerina manao batisa indray olona efa vita batisa avy amin'ny fiangonana hafa. Izany no hevitry ny Fanavaozam-piangonana lalim-paka, nefa hita tao amin'ireo Valdeana sy ireo Bogomila sy ireo Paolisiana ary koa ny fiangonan'ny Kristiana apostolika tao Tesalonika tamin'ny taonjato faha-16 izany<ref><small>Church of God Christ, mennonite, ''This is my Heritage'', Gospel Publishers, 1995, 136 <abbr>p.</abbr> (pp. 54-80)</small></ref>. Mihevi-tena ho nipoitra avy hatrany amin'ny Fiangonana voalohany fa tsy nikambana tamin'ny Fingonana katolika ny Anabatista.
 
== Fiforonan-teny ==
Lasa nanana heviny ara-politika ny teny hoe ''anabatisma'' teny anelanelan'ny tantara satria io firehana io dia nanohitra ny fahefana ara-politika sy ara-pivavahana izay niorina tao Renania (dia ny teokrasian'i Monstera) sy tao amin'ny kantôn'i Berna tamin'ny taonjato faha-16<ref><small>Church of God Christ, Mennonite,</small> <small>''This is my Heritage'', Gospel Publishers, Church of God in Christ, 1995, 136 <abbr>p.</abbr>, p.72.</small></ref>.
Ny teny hoe ''anabatista'' dia avy amin'ny teny grika hoe ''anabaptizein'' izay midika hoe "mamerina batisa", izany hoe mamerina manao batisa indray olona efa vita batisa avy amin'ny fiangonana hafa.
 
== Fiitaran'ny fiheverany ==
Ny ankabeazan'ny Anabatista anefa tsy nanaraka ireo rahalahiny nampiasa herisetra, ka ankehitriny izy ireo mitambatra ao amin'ny vondrom-pivavahana mandala ny tsy fampiasana herisetra, ary koa ny tsy fanoherana amin'ny anaran'ny fitiavan'Andriamanitra sy noho ny Fanjakan'Andriamanitra tsy eto amin'izao tontolo izao. I Voltera sy i Tolstoy dia manao tsiahy matetika ny tenin'ireo Anabatista ao amin'ny boky soratany <ref><small>Philip Yancey, ''Ce Jésus que je ne connaissais pas'', Editions Farel, <abbr>1er</abbr> janvier 2001 (<nowiki>ISBN 9782863142530</nowiki>; [https://books.google.com/books?id=1TFfCJIWdr0C azo vakina eto] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.com%2Fbooks%3Fid%3D1TFfCJIWdr0C tahiry]])</small></ref>.
Izany no hevitry ny Fanavaozam-piangonana lalim-paka, nefa hita tao amin'ireo [[Valdisma|Valdeana]] sy ireo [[Bogomila]] sy ireo [[Paolisianisma|Paolisiana]] ary koa ny fiangonan'ny Kristiana apostolika tao Tesalonika tamin'ny taonjato faha-16 izany<ref><small>Church of God Christ, mennonite, ''This is my Heritage'', Gospel Publishers, 1995, 136 <abbr>p.</abbr> (pp. 54-80)</small></ref>. Mihevi-tena ho nipoitra avy hatrany amin'ny Fiangonana voalohany fa tsy nikambana tamin'ny Fingonana katolika ny Anabatista.
 
Lasa nanana heviny ara-politika ny teny hoe ''anabatisma'' teny anelanelan'ny tantara satria io firehana io dia nanohitra ny fahefana ara-politika sy ara-pivavahana izay niorina tao Renania (dia ny teokrasian'i Monstera) sy tao amin'ny kantôn'i Berna tamin'ny taonjato faha-16<ref><small>Church of God Christ, Mennonite,</small> <small>''This is my Heritage'', Gospel Publishers, Church of God in Christ, 1995, 136 <abbr>p.</abbr>, p.72.</small></ref>.
Misy [[Fiangonana ara-pilazantsara|fikambanana evanjelika]] mitonon-tena ho mpandova ny anabatisma, indrindra noho ny fitsipahany ny fanaovana batemin-jaza (frantsay: ''pédobaptisme'').
 
Ny ankabeazan'ny Anabatista anefa tsy nanaraka ireo rahalahiny nampiasa herisetra, ka ankehitriny izy ireo mitambatra ao amin'ny vondrom-pivavahana mandala ny tsy fampiasana herisetra, ary koa ny tsy fanoherana amin'ny anaran'ny fitiavan'Andriamanitra sy noho ny [[Fanjakan'Andriamanitra]] tsy eto amin'izao tontolo izao. I Voltera sy i Tolstoy dia manao tsiahy matetika ny tenin'ireo Anabatista ao amin'ny boky soratany <ref><small>Philip Yancey, ''Ce Jésus que je ne connaissais pas'', Editions Farel, <abbr>1er</abbr> janvier 2001 (<nowiki>ISBN 9782863142530</nowiki>; [https://books.google.com/books?id=1TFfCJIWdr0C azo vakina eto] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.com%2Fbooks%3Fid%3D1TFfCJIWdr0C tahiry]])</small></ref>.
 
== Fiangonana na fikambanana anabatista na mifadray aminy ==
MisyMaro ireo [[Fiangonana ara-pilazantsara|fikambanana evanjelika]] mitonon-tena ho mpandova ny anabatisma, indrindra noho ny fitsipahany ny fanaovana batemin-jaza (frantsay: ''pédobaptisme'').
 
==== Fiangonana na fikambanana anabatista ====