Renin' Andriamanitra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny anaram-boninahitra hoe ''[[Renin'Andriamanitra]]'' dia anarana omen'ny Katolika sy ny Ortodoksa an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] renin'i Jesoa. Izany anarana izany dia notapahin'ny konsily tao Efeso (na Efesosy na Efezy) tamin'ny taona 431 nefa i Aleksandra avy any Aleksandria no nampiasa azy voalohany tamin'ny taona 325. Amin'ny fiteny grika dia ny teny hoe Θεοτόκος / ''Theotokos'' ("niteraka an'Andriamanitra") no dikan'io. Nyteny Fiangonana protestanta diaio. tsyTsy manaiky ny anaovana an'i Maria ho Renin'Andriamanitra ny Fiangonana protestanta.
 
== Jereo koa: ==