Metôdisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Metodisma]] dia firehana protestanta, vokatry ny fivakisana avy amin'ny [[Anglikanisma|Fiangonana anglikana]], izay ivondronan'ny Fiangonana isan-karazany, nefa samy nahazo fampianarana avy amin'ny toritenin'i John Wesley tamin'ny taonjato faha-18. Amin'izao fotoana izao dia mahatratra any amin'ny 80 000 000 any ho any ny isan'ny mpino metodista<ref><small>http://worldmethodistcouncil.org/about/member-churches/ [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fworldmethodistcouncil.org%2Fabout%2Fmember-churches%2F tahiry]]</small></ref>. Ara-tantara dia ny metodisma no nampiely indrindra ny [[Fifohazam-Panahypanahy Lehibelehibe]].
 
Ny metodisma dia fihetsiketsehana protestanta eran-tany izay nipoitra avy tamina vondrona mpianatra tao amin'ny Oniversiten'i Oxford niorina tamin'ny taona 1729 ka ny mpikambana tao amin'izany vondrona izany dia nivory mba hiara-mivavaka sy handinika ny [[Baiboly]]. Ny fahamatorana nananan'ireo mpikambana tao amin'ny ''Holy Club'' ("Fikambanan'ny Olomasina") tamin'ny fanatanterahany ny adidiny amn'ny maha Kristiana azy no nanomezan'ireo namany azy ny anaram-bosotra hoe ''Methodists'' ("mpanaraka fomba fiasa maty paika").