Sabata (jiosy): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-28:
* Joany: 5.9-18; 7.22-23; 9.14-16; 19.31;
* Asan'ny Apostoly: 1.12; 13.14; 13.27; 13.42-43; 15.21; 16.13; 17.2; 18.4;
* Romana: 14;.5-6;
* Galatiana: 4;.10-11; 2;.14-17;
* Hebreo: 4;.1-11.
 
== Ny Sabata amin'izao fotoana izao ==
Amin'izao ny andro Sabata dia manomboka amin'ny [[Zoma]] hariva, 18 mn alohan'ny filentehan'ny masoandro ka mifarana amin'ny [[Asabotsy]] aorian'ny fisehoan'ny kintana telo antonontonony (40 mn eo ho eo aorian'ny filentehan'ny masoandro), izany hoe eo anelanelan'ny 25 ora sy 25 ora 30 mn arakaraka ny fizaran-taona.
 
Zava-dehibe indrindra ao amin'ny [[jodaisma]] ny andro Sabata ka hajain'ny Jiosy fatratra. Ny olona tsirairay dia tokony hampitsahatra na hampihena araka izay azo atoatao ny asa rehetra amin'ny andro Sabata mba hifantohany amin'ny fianakaviany sy ny ankohonany.
 
Ny fotoana fanampiny atao hoe ''osefet Shabbat'' alohan'ny filentehan'ny masoandro dia tsy voatery ho 18 mn ho an'ny toerana rehetra, ho an'ny toerana sasany dia maharitra 22 hatramin'ny 24 mn izany, ny ao Safed dia maharitra 30 mn, ny ao Jerosalem 40 mn. Ny ao Maale Adumim sy Petach Tikvah dia mitovy amin'i Jerosalema. Ny fanombohan'ny Sabata dia atao hoe מובאי שבת / ''Movaé Shabbat'' ("fidiran'ny sabata") ary ny fahataperany atao hoe מוצאי שבת / ''Motsaé Shabbat'' ("fivoahan'ny sabata"). Ao amin'ny [[Bokin'ny Eksodosy]] no ahitana andalana mampanaja ny Sabata.