Famoronana (finoana sy fedrà): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Creation of Light Detail 2.png|vignette|314x314px|Famoronana ny mazava]]
Ny [[Famoronana (finoana sy fedrà)|Famoronana]] dia ilay asan'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny teniny nampisy izao rehetra izao tany am-boalohany. Tantara miendrika angano ([[fedrà]]) ao amin'ny bokim-pivavahan'ny [[Jodaisma]] sy ny [[Kristianisma]] izany, dia ny [[Bokin'ny Genesisy]] (na Jenezy). Ny Bokin'ny Genesisy dia maneho fa Andriamanitra no namorona izao tontolo izao avy tamin'ny tsy misy, ka nametraka ny olona ho tampon'ny asa famoronana nataony. Ao amin'ny [[Bokin'ny Salamo]] dia voalaza fa nandahatra sy nandamina an'izao tontolo izao Andriamanitra ka nampisy fifandraisana mivantana eo amin'ny zavaboary rehetra.