Tetiandro hebreo: Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
kAucun résumé des modifications
kAucun résumé des modifications
 
==== Ny anaram-bolana talohan'ny Fahababoana ====
Ao amin'ny [[Baiboly]] dia voalaza fa ny taona iray misy 12 volana araka ny hita ao amin'ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] sy ny [[Boky voalohan'ny Tantara]] (1Mpan. 4.7 sy 1Tant. 27.1-15) ary ny soratra ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]] dia hoatry ny milaza fa ny volana tsirairay dia misy 30 andro (Gen. 7.11; 8.3-4; 8.13-14). Hafa ny anaram-bolana nampiasain'ny [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] talohan'ny [[Fahababoana tany Babilona|fahababoana]] fa tsy mitovy amin'ny ampiasaina amin'izao fotoana izao. Amin'ny ankapobeny dia ny laharan'ny volana ao amin'ny taona no natao anaran'ny volana. Misy anaram-bolana vitsy izay voalaza ao amin'ny Baiboly, dia ireo nogasina hoe ''Abiba'' (hebreo: אביב / Aviv na Abib), ''Ziva'' (hebreo: /Ziv), ''Etanima'' (hebreo: אֵתָנִים / Ethanim) ary ''Bola'' (hebreo: /Bul). Ny Abiba dia volana voalohany, ny Ziva no faharoa, ny Etanima no fahafito, ny Bola no fahavalo. Heverina ho avy amin'ny anaram-bolana kananita izy ireo.
 
Misy anaram-bolana vitsy izay voalaza ao amin'ny Baiboly, dia ireo nogasina hoe ''Abiba'' (hebreo: אביב / ''Aviv'' na ''Abib''), ''Ziva'' (hebreo: זיו / Ziv), ''Etanima'' (hebreo: אֵתָנִים / ''Ethanim'') ary ''Bola'' (hebreo: / Bul). Ny Abiba dia volana voalohany, ny Ziva no faharoa, ny Etanima no fahafito, ny Bola no fahavalo. Heverina ho avy amin'ny anaram-bolana kananita izy ireo. Ny volana ''Aviv'' (midika ara-bakiteny hoe "lohataona") dia voaresaka ao amin'ny [[Bokin'ny Eksodosy]] sy ny [[Bokin'ny Deoteronomia]] (Eks. 12.2; 13.4; 23.15; 34.18; Deo. 16.1). Ny volana ''Ziv'' (midika ara-bakiteny hoe "fahazavana") dia voaresaka ao amin'ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] (1Mpan. 6.1; 6.37). Ny volana ''Ethanim'' (midika ara-bakiteny hoe "mahery", endrika milaza maro) dia voaresaka ao amin'ny Boky voalohan'ny Mpanjaka (1Mpan. 8.2). Ny volana ''Bul'' dia voaresaka ao amin'ny Boky voalohan'ny Mpanjaka (1Mpan. 6.38).
 
==== Ny anaram-bolana taorian'ny Fahababoana ====
 
Raha ilaina ny hanampy iray volana dia ampiana ''Adar'' I ('אֲדָר ב) izay apetraka ao aorian'ny ''Shevat'' ny ''Adar'' II (אדר א). Ny ''Adar'' I izany dia volana faha-13 (30 andro).
 
==== Anaram-bolana babiloniana sy hebreo ====
{| class="wikitable"
|
|<small>1</small>
|<small>2</small>
|<small>3</small>
|<small>4</small>
|<small>5</small>
|<small>6</small>
|<small>7</small>
|<small>8</small>
|<small>9</small>
|<small>10</small>
|<small>11</small>
|<small>12</small>
|-
|<small>Babiloniana</small>
|''<small>Nisanu</small>''
|''<small>Ayaru</small>''
|''<small>Simanu</small>''
|''<small>Dumuzu</small>''
|''<small>Abu</small>''
|''<small>Ululu</small>''
|''<small>Tashritu</small>''
|''<small>Arakhsamna</small>''
|''<small>Kislimu</small>''
|''<small>Tebetu</small>''
|''<small>Shabatu</small>''
|''<small>Adaru</small>''
|-
|<small>Hebreo</small>
|<small>Nisan</small>
|<small>''Iyar'' na ''Iyyar''</small>
|<small>''Sivan'' na ''Siwan''</small>
|<small>''Tammuz'' na ''Tamuz''</small>
|<small>''Av'' na ''Ab''</small>
|''<small>Elul</small>''
|''<small>Tishri</small>''
|<small>''Heshvan'' na ''Markheshvan''</small>
|<small>''Kislev'' na ''Kislew''</small>
|<small>''Tevet'' na ''Tebet''</small>
|<small>''Shevat'' na ''Shebat''</small>
|''<small>Adar</small>''
|}
 
== Ny fety jiosy araka ny tetiandro hebreo ==
28 220

modifications