Alahady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Alahady]] dia [[andro]] fahafito ao amin'ny [[herinandro]] raha ny [[Alatsinainy]] no atao andro voalohany fa andro voalohany kosa izy raha ny Alatsinainy no atao andro faharoa. Andro fahefatra izy ho an'ny herinandro manomboka amin'ny [[Alakamisy]].
 
Ny teny malagasy hoe ''Alahady na Lahady'' dia avy amin'ny teny arabo hoe ''al-aḥad'' izay mitovy dika aminy.