Fedrà: Fahasamihafan'ny versiona

Aucun changement de taille ,  il y a 3 ans
k
tsy misy ambangovangom-panovana
kAucun résumé des modifications
kAucun résumé des modifications
 
== Ny teny hoe ''fedrà'' sy ny mitovy hevitra aminy ==
Matetika dia mifandray amin'ny fivavahana ny fedrà ka mahatonga ny mpanoratra amin’nyamin'ny teny malagasy sasany, indrindra ny teolojiana, hampiasa ny andian-teny hoe ''[[Fedrà|angano masina]]'' na ''[[Fedrà|anganom-pinoana]]'' na ''[[Fedrà|anganom-pivavahana]]'' na dia tsy voatery ho momba ny fivavahana na ny finoana ny fedrà fa mety hikasika ny fiarahamonina na ny fitondram-panjakana na zavatra hafa izay tsy ahitana fahamasinana.
 
Araka an'i Jacques Faublée, izay nanangona tantara tany amin'ny faritry ny Malagasy bara dia "tantaram-piandohana" no hevitry ny teny hoe ''fedrà''<ref><small>Faublée, Jacques, ''Récits bara'', Institut d'Ethnologie, Musée de l'Homme, 1947, p. 14.</small></ref>.
28 220

modifications