Filazantsara araka an' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy fizaràna madinika
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Johannesminne BNM.jpg|vignette|''I Jesoa sy ilay mpianatra tiany indrindra'']]
Ny [[Filazantsara araka an'i Jaona]], na [[Filazantsara araka an'i Jaona|Evanjely araka an'i Masindahy Joany]] dia [[Filazantsara]] na [[Evanjely]] fahefatry ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Mandresy lahatra ny mpamaky azy ny mpanoratra fa i Jesosy no ilay [[Mesia]] nadrasan'i Israely, dia ny Zanak'Andriamanitra avy ho Mpamonjy izao tontolo izao (Joa. 4.42). Amin'ny fisehoan'i Jesosy voalohany imasom-bahoaka dia mizara roa ny mpihaino azy: ao ireo manaraka azy ary ao koa ireo mimenomenona sy manohitra azy (Joa. toko 1 - 4) noho izy milaza ny tenany fa nirahina mba hanambara ny zavatra hitany teo amin'Andriamanitra (Joa. 3.32). Milaza ny tenany ho Fiainana, Fahazavana manafaka amin'ny haizina, Fahamarinana manafaka amin'ny lainga izy: izy tenany no Tompo. Eo am-pandrenesana izany rehetra izany dia nanameloka azy ny ankabetsahan'ny olona nefa tsy vitsy koa ireo izay natoky an'ity Mpitondra hafatra ity: "Tompo ô, hankany amin'iza moa izahay? Hianao no manana ny tenin'ny fiainana mandrakizay." (Joa. 6.68).
 
Niafara tamin'ny fitsarana sy famonoana an'i Jesosy izany fifanoherana sesilany nandritra ny telo taona nifaneraserany tamin'ny vahoaka izany (Joa. toko 13 - 19). Nefa natsangan'Andriamanitra ho velona mandrakizay izy. Izany no manaporofo fa ireo teny rehetra noteteniny dia marina daholo. Izany no nahatonga an'i [[Tomasy]] (na Tômà) ho resy lahatra ka nanao hoe: "Tompoko sy Andriamanitro" (Joa. 20.28). Manasa ny mpamaky azy mba hanao sahala aMinamin'i Tomasy koa ny mpanoratra ny Evanjely fahefatra, satria hoy izy: "fa voasoratra izao, mba hinoanareo fa Jesosy no Kristy, Zanak'Andriamanitra, ary mba hanananareo fiainana amin'ny anarany, raha mino ianareo." (Joa. 20.31).
 
Tsy isan'ireo [[Filazantsara synoptika|Filazantsara sinoptika]] ny Filazantsaran'i Jaona ka miavaka tanteraka amin'ireo telo voalohany, dia ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Matio]], ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Marka]] ary ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|Lioka]]. Teo anelanelan'ny taona 80 sy 110 no nanoratana azy.
Andalana faha-9:
Ny hoe ''Filazantsara araka an'i Jaona'', na ''Evanjely araka an'i Joany'', dia fanagasiana ny teny grika hoe ''Kατὰ  Ἰωάννην εὐαγγέλιον'' izay vakina hoe ''Kata Iōánnēn euangélion''. Amin'ny teny latina dia ''Evangelium secundum Ioannem'' no iantsoana azy.
 
Ny Katolika malagasy dia miantso azy hoe ''EvanjekyEvanjely araka an'i Masindahy Joany'' na ''Evanjely nosoratan'i Masindahy Joany'' fa ny Protestanta malagasy kosa manao hoe ''Filazantsara araka an'i Jaona'' na ''Filazantsara nosoratan'i Jaona''. ''Vaovao Mahafaly araka an'i Joany'' (na ''Jaona'') na ''Vaovao Mahafaly nosoratan'i Joany'' (na ''Jaona'') koa no azo iantsoana azy.
 
I [[Jaona (evanjelistra)|Joany]] na [[Jaona (evanjelistra)|Jaona]] no heverina araka ny lovatsofina krIstiana ho nanoratra io Evanjely fahefatra io. Teo anelanelan'ny taona 80 sy 110 no nanoratana azy.
 
== Fizaràn'ny boky ==
Ny ankamaroan'ny manam-pahaizana dia mizara ny Evanjelin'i Joany ho efatra: fiterihanfitarihan-teny (1.1-8); fitantarana ny asa fanompoan’ifanompoan'i Jesosy, atao hoe B''okin'ny famantarana'' (1.19-12.50); fitantarana ny alina farany teo amin'i Jesosy sy ireo mpianany, ny fijaliany, ny fitsanganany ho velona, izay atao hoe ''Bokin'ny voninahitra'' (13.1-20.31); ary famaranan-teny (toko faha-21).
Azo zaraina efatra ny Evanjelin'i Joany.
 
Ny ankamaroan'ny manam-pahaizana dia mizara ny Evanjelin'i Joany ho efatra: fiterihan-teny (1.1-8); fitantarana ny asa fanompoan’i Jesosy, atao hoe B''okin'ny famantarana'' (1.19-12.50); fitantarana ny alina farany teo amin'i Jesosy sy ireo mpianany, ny fijaliany, ny fitsanganany ho velona, izay atao hoe ''Bokin'ny voninahitra'' (13.1-20.31); ary famaranan-teny (toko faha-21).
 
=== Fitarihan-teny (1.1-8) ===
Ny fitarihan-teny dia manambara amin'ny mpamaky hoe iza marina i Jesosy: izy no Tenin'Andriamanitra izay nenti-namorona izao tontolo izao sady tonga nofo<ref><small>Aune, David E. (2003). "John, Gospel of". ''[https://books.google.com/?id=nhhdJ-fkywYC&printsec=frontcover#v=onepage&q&f=false The Westminster Dictionary of New Testament and Early Christian Literature and Rhetoric]''. Westminster John Knox Press. ISBN 9780664219178, p. 245.</small></ref>. Ny ao amin'ny Joany 1.10-12 dia mitantara: tonga tao amin'ny Jiosy (na Jody) i Jesosy fa ny Jiosy tsy nandray azy, nefa "izay rehetra nandray Azy (ny mpino kristiana) izay nino ny Anarany, dia nomeny hery ka tonga zanak'Andriamanitra"<ref><small>Aune, David E. (2003). "John, Gospel of". ''[https://books.google.com/?id=nhhdJ-fkywYC&printsec=frontcover#v=onepage&q&f=false The Westminster Dictionary of New Testament and Early Christian Literature and Rhetoric]''. Westminster John Knox Press. ISBN 9780664219178, p. 246.</small></ref>.
 
=== Ny ''Bokin'ny famantarana'' (toko 1.19–12.50) ===
Natao batisa i Jesosy sy niantso ireo mpianany ary nanomboka ny asa fanompoany eto an-tany<ref name=":0"><small>Van der Watt, Jan (2008). ''[https://books.google.com/?id=8nRJDwAAQBAJ&dq=Johannine+literature An Introduction to the Johannine Gospel and Letters]''. Bloomsbury. <nowiki>ISBN 9780567521743</nowiki>, p. 10.</small></ref>. Nandeha nitety tanàna izy mba hanambara amin’nyamin'ny mpihaino azy ny amin’Andriamanitraamin'[[Andriamanitra Ray]], mba hanome ny [[fiainana mandrakizay]] ho an’izayan'izay rehetra vonona ny hino azy ary nanatanteraka fahagagana izay famantarana ny fahamarinan’nnyfahamarinan'ny fampianarany (39 40). Izany dia niteraka tsy fifankahazoana teo amin’ny mpitondra fivavahana (izay efa niseho lany manomboka eo amin’nyamin'ny Joa. 5.17-18), izay nanapa-kevitra ny hamono azy<ref name=":0" />.
 
==== I Jesosy tao Galilea sy ny manodidina (1.19-4.54) ====
 
* Fijoroan'i [[Joany mpanao batisa|Jaona]] (na Joany) ho vavolombelona (1.19-34)
* Ireo mpianatra voalohany (1.35-51)
* Fahagagana voalohany: fampakaram-badyfanovana ny rano ho divay tao KanaKanà (2.1-12)
* Ny fifanandrinana voalohany tao an-tempoly (2.13-25)
* I Jesosy sy i Nikodemosy (na Nikôdema) (3.1-21)
* Lasa ilay vavolombelona (3.22-36)
* Nambara tamin'ireo [[Samaritana]] ny [[Mesia]] (4.1-42)
* Fahagagana faharoa: fanasitranana ny zanaky ny manam-boninahitra tany [[Galilea (faritra)|Galilea]] (4.43-54)
 
==== Finoana sy tsy finoana (5.1-7.9) ====
 
* Fanasitranana ilay malemy tao Jerosalema (5.1-15)
* Ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] sy ny Zanaka (5.16-30)
* Ireo vavolombelon'ny Zanaka (5.31-47)
* Ny mofo ho an'ny rehetra (6.1-15)
* Nandehandeha eny ambony rano i Jesosy (6.16-21)
* Ny mofon'aina (6.22-6.65)
* Ny [[Fanekem-pinoana|fanekem-pinoan]]'i Petera (6.66-71)
 
==== I Jesosy tao Jerosalema sy ny manodidina (7.1-12.50) ====
 
* I Jesosy tao amin'ny firavoravoanafetin'ny Tranolay tao KanaJerosalema (7.1-13)
* Mitombo ny fanoherana an'i Jesosy (7.14-24)
* Ady hevitra momba ny fiavian'i Jesosy (7.25-30)
Ligne 54 ⟶ 52 :
* Ilay vehivavy tratra nijangajanga (8.1-11)
* I Jesosy no fahazavan'izao tontolo izao (8.12-30)
* Ny tena zanak'i [[Abrahama]] (8.31-51)
* Ny nampahiratana ilay teraka jamba (9.1-12)
* Fanadihadiana ny amin'ilay fahagagana -, ny tena jamba (9.13-41)
* Ny mpiandry tsara (10.1-21)
* Zanak'Andriamanitra sa mpiteny ratsy an'Andriamanitra? (10.22-42)
* Ny nananganana an'i Lazarosy ho velona (11.1-19)
* Ny fandresena ny fahafatesana (11.20-44)
Ligne 75 ⟶ 73 :
* Ny amin'ilay hamadika an'i Jesosy (13.21-30)
* Didy vaovao (13.31-38)
* LalanaI Jesosy no lalana sy fahamarinana ary fiainana (14.1-14)
* Nampanantena ny Fanahin'ny fahamarinana i Jesosy (14.15-31)
* Ny voaloboka sy ny sampany (15.1-17)
* Fankahalan'izao tontolo izao ny mpianatra (15.18-26)
* Ny asan'ny [[Fanahy Masina]] izay ho avy (16.1-15)
* Alahelo hovana fifaliana (16.16-33)
* Nivavaka ho an'ny tenany sy ho an'ny hafa i Jesosy (17.1-26)
Ligne 87 ⟶ 85 :
* Ny fisamborana an'i Jesosy (18.1-11)
* Nentina teo anatrehan'i Hana i Jesosy (18.12-14)
* Ny fandavan'i [[Petera]] voalohany an'i Jesosy (18.15-18)
* Nentina teo anatrehan'ny mpisoronabe i Jesosy (18.19-24)
* Ny fandavan'i Petera fanindroany sy fanintelony (18.25-27)
* Nentina teo anatrehan'i [[Pilato]] i Jesosy (18.28-40)
* Nohelohin'i Pilato ho faty i Jesosy (19.1-16)
* Ny nahafatesan'i Jesosy (19.17-37)
* Ny nandevenana an'i Jesosy (19.38-42)
* Ilay fasana foana (20.1-10)
* Niseho tamin'i [[Maria Magdalena]] i Jesosy (20.11-18)
* Niseho tamin'ny mpianany i Jesosy (20.19-23)
* Niseho tamin'i [[Tomasy]] sy ny mpianatra hafa i Jesosy (20.24-29)
* Fehin-teny voalohany (20.30-31)
 
=== Teny famaranana (toko faha-21.1-25) ===
Ny toko faha-21 dia mitantara ny fisehoan'i Jesosy taorian'ny [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|fitsanganany ho velona]] tamin'ireo mpianany tao [[Galilea (faritra)|Galilea]], ny jono mahagaga, ny famerenene indray an'i [[Petera]] amin'ny toerany ary ny anjaran'ilay mpianatra tian'i Jesosy indrindra<ref name=":1" />.
 
* Ilay jono mahagaga teo amoron'ny [[farihy Tiberiasy]] (21.1-14)
* Naverin'i Jesosy ho mpamahana ny ondriny indray i Petera (21.15-23)
* Fehin-teny faharoa (21.24-25)