Epistilin' i Jeremia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra kely
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Epistilin'i Jeremia]] na [[Epistilin'i Jeremia|Epistolan'i Jeremia]] na [[Epistilin'i Jeremia|Taratasin'i Jeremia]] dia boky misy ny taratasy lazaina fa nosoratan'ny mpaminany [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] sy nalefany tany amin'ireo [[Jiosy]] babo izay hataon'ny mpanjaka Nebokadnetsara sesitany any Babilona, mba hanambara amin'izy ireo ny zavatra tian'Andriamanitra ho lazainaholazaina amin'izy ireo. Tsy hita ao amin'ny kanonan'ny Baiboly hebreo (na [[Tanakh]]) io boky io. Hita ao amin'ny dikan-tenin'ny [[Testamenta Taloha]] amin'ny teny grika atao hoe [[Septoaginta]] (na Septanta) sy ny [[Baiboly ortodoksa]] izy nefa tsy mifangaro amin'ireo boky kanonika fa mahaleo tenamitokana. Toko faha-6 ao amin'ny [[Bokin'i Baroka]] izy ao amin'ny dikan-tenin'ny Baiboly amin'ny teny latina atao hoe [[Volgata]] izay isan'ireo [[boky deoterokanonika]] ao amin'ny [[Baiboly katolika]].
 
Ity taratasy ity dia fikizahana ireony sampy sy [[fanompoan-tsampy]]. Ny boky dia nosoratana mba hanoro lalana ny Jiosy mba tsy hivavaka amin'ny andriamanitry ny Babiloniana, fa hanompo an'Andriamanitra. Mampiomana ireo Hebreo any an-tsesitanyt[[Sesitany babiloniana|sesitany]] ny mpanoratra fa ho babo mandritra ny taranaka fito mifandimby izy ireo, ary mandritra izany fotoananfotoana izany dia hahita ny fanompoana ny sampyfanompoan-tsampy izy ireo. Tsy tokony hivavaka amin'ny sampy ny Hebreo fa zavatra nataon'olona izany ka tsy afahaafaka miteny na mandre na miaro tena.
 
== Jereo koa: ==