Aogositra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
La description de l'année à été ciblée pour un pays.
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
{{Aogositra}}
'''Aogositra''' (avy amin'ny teny anglisy ''August'', avy amin'ny teny latina ''Augustus'') no volana fahavalo amin'ny taona iray, fa tao aloha dia ny volana fahenina tamin'ny herintaonan' ny [[Romana]], ary Sextilis no narany taloha. Taoriana dia novana ho Aogositra ny anarany. Ary ny anton'ny teny Aogositra dia izao : Raha maty [[Joliosy Kaisara]] ny zanak' anabaviny na rahalahiny nandimby azy, Oktaviosy no anarany. Manamboninahitra nalaza indrindra tamin'ny fomban'ny ady izy ; ary rehefa nanjaka izy, dia nataony ny anarany ny hoe [[Kaisara Aogostosy]] (''"malaza"'', hajaina, izany.) Ary rehefa izany indray, dia novany ny anaran' ny volana Sextilis ka hatao hoe Aogositra, toa fahatsiarovana anyny Kaisara Aogostosy.
 
Emperoran'ny Romana izy tamin'ny andro nahaterahanynahaterahan'i [[Jesoa Kristy]]. Fa tsy nanao soa loatra hanyan'i Kristy, tsy nanannanao ratsy taminy, Aogostosy. Fa nisy zavatra nataony izay nahagaga ny sasany. Nisy tempoly natao hoe tempolinTempolin'i Janus ; ary raha nisy ady tamin'ny Romana dia novohany ny varavarana rehetra tainintamnin' izany tempoly izany, fa [[Fanompoan-tsampy|nivavaka tamin'ny sampy]] ny olona. Ary kosa, raha tsy nisy ady dia narindrina ny varavarany rehetra, fa angamba tsy nisy olona nahita azy mirindrina talohan'izany andro izany. Fa raha teraka Jesosy Kristy, izay lazain'ny Kristiana fa Zanak' Andriamanitra, Tompon'ny Fiadanana, dia nandry tsara ny firenena rehetra amin' izao rehetra izao. Tsy nisy ady na tamin'yny Romana aza, dia narindrin'i Kaisara Aogostosy ny varavarana rehetra tao amin'ny tempolyTempoly Janus, ary dia faly ny olona maro.
 
Fantantsika fa maina ny tany aty [[Imerina]] raha tonga ny volana Aogositra. Ary malemilemy kokoa ny tazo noho ny amin'ny andro sasany. Ary mamboatra ny tanim-bary mba hanetsa ny vary vaki-ambiatyvakiambiaty ny olona, raha tonga ny volana Aogositra.
 
{{Volana}}