Fitsarana farany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fitsarana silamo
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-130:
Ao amin'ny Kor'any, dia voasoratra ny Andron'ny Fitsarana (arabo: يَوْم الدِّينِ / ''Yawn al-Dyn'' "Andron'ny Fitsarana", na Andron'ny Famaliana) (andininy 1.4; 15.35; 26.82; 37.20; 38.78; 51.12; 56.56; 70.26; 74.46; 82.17; 82.18; 83.11), ohatra ao amin’ny Soràta faha-26 dia izao no voasoratra: "Ary avy Aminy no itsiriritako ny famelana ireo heloko amin'ny Andron'ny Famaliana".
 
Ankoatran'ny Andron'ny Fitsarana, dia izao no voasoratra ny Andron'ny Fitsanganana amin'ny maty (arabo: يوم القيامة: / ''Yawm al-Qiyāmah'')<ref><small>Jereo: 74.38 sy Al-Qiyâmah, Soràta faha-75.</small></ref>.
 
82. Soràtan'ny Fitriarana (''Al-Infitâr'') Amin’ny anaran’Andriamanitra, ilay Be indrafo, ilay Be fiantra.