Prôtestantisma eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-47:
Nankahery ara-panahy ny mpino protestanta ny fiorenan'ny tobim-pifohazan'i Soatanàna tamin'ny taona 1894 notarihin-dRainisoalambo.
 
Nisy ny fiampangana ny misionera heverina ho mpiray tsikombakomba tamin'ny Frantsay (fiampangan'ny Malagasy, indrindra ny [[Menalamba]]) na tamin'ny Anglisy (fiampangan'ny Frantsay). Maty nisy namono ny misionera toa an-dry William sy Lucy ary Bloson Johnson tany Arivonimamo tamin'ny taona 1895<ref name=":0"><small>Tantaran'ny FJKM: http://fjkmrenneslaval.com/sp-vfa37/tantaranny-fjkm/</small></ref>.
 
=== Vanimpotoan'ny fanjanahan-tany (1896-1960) ===