Joseph Simon Gallieni: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Gallieni (jeneraly) ho Joseph Simon Gallieni i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Joseph Gallieni 01.jpg|vignette|303x303px|Ny Jeneraly Gallieni]]
I [[Joseph Simon Gallieni]], izy fantatra amin'ny hoe [[Joseph Simon Gallieni|Jeneraly Gallieni]], teraka tamin'ny 24 Avrily 1849 tao Saint-Béat ao amin'ny Haute-Garonne sy maty tamin'ny 27 Mey 1916 tao Versailles, dia miaramila sady mpandraharam-panjakana mpanjanatany frantsay. Nandray anjara be tamin'ny fanamafisana ny Empira frantsay izy, indrindra taty Afrika, tamin'ny alalan'ny fomba feno habibiana izay tafapaka tamin'ny fara tampony tamin'ny fandringanana ny [[Menalamba]] teto Madagasikara. Vita ny asany nandritra ny [[Ady Lehibe Voalohany]]. Nakarina ho tamin'ny laharam-boninahitra maresaly izy taorian'ny nahafatesany tamin'ny taona 1921.