Menalamba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny tantaran'i Madagasikara
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[menalambaMenalamba]] dia fikambanana politika miafina nanatanteraka fikomiana tao Imerina mba ka nanohitra ny fidiran'ny Frantsay teto Madagasikara sady nanenjika ny Protestanta merina koa izay. Tamin'ny taona 1895 no nanombohan'ny fikomiana, taorian'ny nahazoan'ny Frantsay an'Antananarivo. Nenjehin'ny tafika frantsay notarihin'ny jeneray [[Gallieni (jeneraly)|Gallieni]] izany fikomiana izany ka nifarana tamin'ny taona 1897 niaraka tamin'ny faharavan'ny fanjakana merina sy ny fanjanahana an'i Madagasikara.
 
== Jereo koa: ==