Mônarkianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny finoana kristiana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[monarkianisma]] dia vondrom-pampianaram-pinoana kristiana niseho tamin'ny taonjato faha-2 sy faha-3 izay mifanohitra amin'ny fampianarana ny amin'ny [[Trinite]]. Ireo fampianarana ireo dia manantitra ny maha tokana an'Andriamanitra (monoteisma) ao amin'ny fivavahana kristiana. Amin'ireo mpanaraka ity fampianarana ireo dia tsy zanak'Andriamanitra sady samy hafa amin'ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] i Kristy.
 
Nizara roa ny Monarkiana, dia ny [[Adoptianisma|Adoptianista]] sy ny [[Modalisma|Modalista]]: ny Adoptianista dia mihevitra fa tsy manam-piaviana araka an'Andriamanitra i Jesosy fa olona ihany nefa natsangan'Andriamanitra ho zanany tamin'ny nanaovana batisa azy. Ny modalista kosa dia mihevitra fa mety ho samy fomba fisehoan'ny Ray i Jesosy satria tsy misy persona maro ao amin'[[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]]. Sampan'ny modalisma ny [[patripasianisma]] sy ny [[sabelianisma]].
 
== Jereo koa: ==