Onitarisma (teôlôjia): Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Loharano |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny [[Onitarisma (teolojia)|onitarisma]] dia fampianarana tsy mino ny [[Trinite]] izay milaza fa fanahy iray dia iray ihany Andriamanitra fa tsy tokana mizara ho persona telo.
Ny firehana onitariana dia mandà ny maha Andriamanitra an'i [[Jesosy|Jesosy Kristy]], izay ataony hoe olona manakaiky kokoa an'Andriamanitra ihany na koa ny mpaminaniny lehibe indrindra, fa tsy Andriamanitra. Ny onitarisma dia miampanga ny mpanaraka ny [[Tenim-pinoana|tenim-pinoan]]'ny Trinite ho tsy tena mivavaka amin'Andriamanitra tokana ([[monoteisma]])<ref><small>[http://americanunitarian.org/explanation.htm D.R. Miano (2003) - americanunitarian.org] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Famericanunitarian.org%2Fexplanation.htm tahiry]].</small></ref>. Efa tany alohan'ny Konsily tao Kalkedona no nisian'ny onitarisma, ka ny tena fantatra dia ny [[Arianisma (teolojia)|arianisma]] tamin'ny taonjato faha-4. Taorian'ny nanjavonan'ny arianisma dia teraka indray tao Eoropa ny onitarisma tao Polonia-Litoania sy tany Transilvania teo antenantenan'ny taonjato faha-16, vokatry ny fampianaran'i Ferenc Dávid sy Jean Sigismond Zápolya. Ny fiangonana onitariana voalohany dia niforona tao Angletera tamin'ny taona 1774 ka niseho amin'ny fomba ofisialy ny foto-pampianarana onitariana tao Etazonia tamin'ny taona 1784 tao amin'ny fampianaran'i James Freeman (1759-1835).
Tsy afangaro amin'ny [[Fiangonana oniata]] (na [[Fiangonana miray]]) ny onitarisma.
|