Jeremia (mpaminany): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
nahafatsany > nahafatesany
Andalana faha-6:
Nanatrika ny faharavan’ny Fanjakan’i Joda sy ny fandoroana ny Tempoly ary ny fanaovana sesitany ny ampahany amin’ny mponin’i Jerosalema koa izy. Tapitra tamin’izany ny maha firenena afaka an’i Joda satria azon’i Babilonia.
 
Nisafidy ny hitoetra tao Palestina izy fa tsy tany Babilona nandritra ny fotoanan’ny [[Fahababoana]] nefa noho ilay Kaldeana solontenan’ny fanjakana babiloniana nisy namono tao Jerosalema dia niaraka tamin’ireo izay nandositra tany Ejipta izy ka tany no nanohizany ny asany ary tany koa no mety nahafatsanynahafatesany.
 
== Jereo koa: ==