Fanahy Masina: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny [[Fanahy Masina]], araka ny finoana jiosy sy kristiana, dia ny Fanahin’Andriamanitra, izay hery anatanterahany ny zavatra kasainy hatao hatramin’ny [[Famoronana]] izao tontolo izao ka hatramin’izao. Hita ombieniombieny izy ao amin’ny [[Baiboly]]. Ao amin’ireo Fiangonana be mpanaraka sy mitazona ny [[tenim-pinoana]] (dogma) mahazatra (katolika sy ortodoksa ary ny ankamaroan’ny protestanta) dia tsy hery fotsiny ihany ny Fanahy Masina fa persona fahatelon’Andriamanitra, manampy ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] sy ny [[Andriamanitra Zanaka|Zanaka]] ao amin’ny [[Trinite]]. Ny taranja [[Teolojia|teolojika]] andinihana sy ampianarana ny amin’ny Fanahy Masina dia ny [[Pneomatolojia]].
== Jereo koa: ==
|