Andriamanitra Zanaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny finoana kristiana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Andriamanitra Zanaka]] no iantsoan'ny Kristiana trinitariana an'i [[Jesosy Kristy]]. Izany dia tsy afangaro amin'ny maha Zanak'Andriamanitra an'i Jesosy Kristy izay eken'ny Kristiana rehetra na trinitariana na tsia. Persona faharoa ao amin'ny [[Trinite|Andriamanitra Trinite]] ny Andriamanitra Zanaka ka ny persona voalohany sy faharoa ny [[Andriamanitra Ray]] sy ny [[Fanahy Masina|Andriamaitra Fanahy Masina]].
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fanekem-pinoana nikeana]]
* [[Fanekem-pinoana atanaziana]]
* [[Andriamanitra Ray]]
* [[Fanahy Masina|Andriamanitra Fanahy Masina]]
* [[Trinite]]