Advento : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k (Nanisy lohatenim-pizaràna)
k
 
== Fiforonan-teny ==
Avy amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Adventus'' ny hoe ''Advento'' ka midika hoe "fiaviana" na "fahatongavana". Fotoana fanombohan'ny taom-piangonana ny Advento. Ny teny latina hoe ''Adventus'' dia nandikana ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''parousia'' izay ampiasaina hilazana ny [[Fiaviana fanindroany|Fiavian'i Kristy Fanindroany]].
 
== Ny lohahevitra amin'ny Alahady efatra ==
==== Alahady voalohany ====
[[Sary:The Last Judgement. Jean Cousin..jpg|vignette|254x254px|''Ny Fitsarana farany,'' nataon'i Jean Cousin]]
Amin'ny Alahady voalohany dia miompana amin'ny [[Fiavian'i Kristy Fanindroany]] ny lohahevitra. Arehitra ny labozia voalohany amin'io andro io. Ireto ny vakiteny fanao amin'izany:
 
* Isaia 2.1-5; Salamo 121 (na 122 amin'ny Baiboly sasany); Romana 13.11-14; Matio 24.37-44.
23 958

modifications