Jiny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Kitab al-Bulhan --- devils talking.jpg|vignette|''Ny mpanjaka maintin'ny jiny'' - Kitab al-Bulhan - taonjato faha-14.]]
Ny [[jiny]] dia zavaboary ara-pinoana teo amin'ny Arabo tany lohaaloha ary mbola inoana fisiana ao amin'ny fivavahana [[silamo]] ankehitriny. Tsy hita maso ny jiny amin'ny ankapobeny nefa tsy fanahy tanteraka satria afaka miseho amin'ny endrika zavamaniry na biby na olona sady mety hahatsapa te hatory na noana. Afaka mibaiko ny fanahy na ny sain'ny olombelona (mampianjaka) ny jiny nefa tsy voatery hampiasainy izany hery ananany izany. Amin'ny finoana silamo, ny jiny dia manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy toy ny olombelona, tsy tahaka ny [[anjely]] izay tsy afaka manao afa-tsy ny tsara ihany.
 
== Fiforonan-teny ==
Andalana faha-21:
 
=== Ny jiny araka ny voalaza ao amin'ny Kor'any ===
Ao amin'ny fivavahana silamo, ny jiny dia zavaboary manana fahefana mihoatra ny an'ny zavaboary mahazatra - fifangaroan'ny hazavan'ny afo tsy hita maso sy afo tsy misy setroka no nanamboarana azy fa tsy tahaka ny olombelona izay namboarina tamin'ny tanimanga. Asaina mivavaka sy mino izy ireo ka tsy maintsy hisedra ny [[Fitsarana farany|Fitsarana Farany]].
 
Araka ny voalazan'ny Kor'any ao amin'ny sorata Ar-rahmān ("Ilay Be Indrafo"), ny jiny dia zavaboary noforonina tamin'ny afo: