Bokin' i Ezekiela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Bible Ezechielovo vidění.JPG|vignette|''Ny fahitan'ny mpaminany [[Ezekiela]]'', Gustave Doré, taona 1883.|255x255px]]
[[Sary:Quinten Massys Vision des Propheten Ezechiels.jpg|vignette|244x244px|''Ny Lohasahan'ny taolana maina,'' nataon'i Quentin Metsys the Younger, taona 1589.]]
Ny '''Bokin’i Ezekiela''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Milaza fitsarana sy fandrahonana an’ireo Israelita ny faminaniana raha mbola tsy rava ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]], fa faminaniana ny fanamelohana ireo firenena mpampahory ny vahoakan’Andriamanitra sy fanantenana ny hiverenan’ny voninahitr’i Isiraely kosa no vontoatin’ny faminanianana nandritra ny [[Fahababoana tany BabiloniaBabilona]]. Ho tsaraina amin’ny asa nataony avy ny olombelona tsirairay sady hisy ny fitsanganan’ny maty ho velona. Haorina fanindroany ny Tempoly. Izany dia fahitana apokaliptika.
 
Isan'ny atao hoe Mpaminany lehibe ao amin'ny sokajin'ny [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|Bokin'ny mpaminany]] ao amin'ny Baiboly ny Bokin'i Ezekiela, fa isan'ireo atao hoe ''Nevi'im aharonim'' ("Mpaminany taoriana") izy ao amin'ny fizaràna faharoan'ny Tanakh atao hoe [[Nevi'im]].
Andalana faha-10:
Mpisorona tao Jerosalema i [[Ezekiela]]. Nentina natao sesitany tany Babilonia koa izy niaraka tamin’ireo Jiosy hafa avy any Joda tamin’ny fotoan’ny Fahababoana, tamin’ny andron’i Dariosa Lehibe mpanjakan’i Persia tany amin’ny taonjato faha-6 tal. J.K.
[[Sary:Visionary Ezekiel Temple.jpg|vignette|255x255px|''Ny kisarin'ny Tempoly,'' nataon'i Charles Chipiez, taonjato faha-19.]]
Nofidin’Andriamanitra ho mpaminany ho an’ireo babo tany Babilona sy ireo sisa tavela tao Jerosalema izy. Nanomboka tokony ho tamin’ny taona 597 tal. J.K. nandritra ireo taona faramparan’ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan’i Joda]] sady nifarana tamin’ny 570 tal. J.K. ny asa faminaniany. Ataon’Andriamanitra hoe "zanak’olona" i Ezekiela.
 
=== Ny mpanoratra ny boky ===