Jôela: Fahasamihafan'ny versiona

Aucun changement de taille ,  il y a 3 ans
k
tsy misy ambangovangom-panovana
kAucun résumé des modifications
kAucun résumé des modifications
[[Sary:Joel-prophet.jpg|vignette|''Ny mpaminany Joela,'' sary tamin'ny taojato faha-18.]]
I [[Joela]] na [[Joela|Joely]] na [[Joela|Jôely]] dia iray [[mpaminan'i Israely]] izay resahina ao amin'ny [[Baiboly]]. Nonina tao amin'ny fokon'i Joda izy ka mety ho isan'io foko io. [[Jiosy]] velona taorian'ny [[Fahababoana]] tany Babilona]] izy ka mety isan'ireo mpisorona jiosy sady tao amin'ireo mpanaraka ny fampianaran'i [[Ezekiela]]. Izy no voalazan'ny lovantsofina jiosy fa nanoratra ny [[Bokin'i Joela]].
28 223

modifications