Fahababoana tany Babilôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Tissot The Flight of the Prisoners.jpg|vignette|360x360px]]
Ny [[fahababoana tany Babilona]] na [[Fahababoana tany Babilona|sesitany tany Babilona]] dia ny fotoana teo anelanelanamin'ny fanaovantantaran'ny mpanjakaJiosy babilonianaizay Nebokadnezarananaovana IIsesitany (naolona Nabokôdônôzôramaro II) sesitanyavy amin'ny [[JiosyFanjakan'i Jodà]] tanyrava Babilonaho tamin'nyany taona 586 tal. J.K., sy ny nanafahan'ny mpanjaka persiana Kirosy azy ireo tamin'ny taona 538 tal. J.KBabilona.
 
Taorian'ny ady nifanaovana tao Karkemisa tamin'ny taona 605 tal J.K., ny mpanjakan'i Babilona, dia i Nebokadnetsara, dia nanao fahirano an'i Jerosalema, ka nampandoa “hetra” ny mpanjaka Joiakima (1). Nanda ny hanome haja an'i Nebokadnetsara i Joiakima tamin'ny faha-4 taona nitondran'i Nebokadnetsara, ka niteraka fahirano vaovao tamin’ny faha-7 taona nitondran'i Nebokadnetsara, izay nahafaty an'i Joiakima sy ny fanaovan-tsesitany ny mpanjaka Jekonia sy ny tandapany ary ny hafa koa. Ny mpandimby an'i Jekonia, dia i Zedekia, sy ny hafa koa dia nasesitany tamin'ny faha-18 taona nanjakan'i Nebokadnetsara; nisy koa ny fanaova-tsesitany taty aoriana tamin'ny faha-23 taona nitondran'i Nebokadnetsara. Ny daty sy ny isan'ny fanaovan-tsesitany ary ny isan'ny natao sesitany voalaza ao amin’ny Baiboly dia viovaova (2). Ireo sesitany ireo dia niseho voalohany tamin'ny taona 597 tal. J.K. ka narakarahin’ny hafa tamin’ny taona 587.586 tal. J.K. ary tamin'ny taona 582/581 tal. J.K. (3).
 
Taorian'ny fandavoan'mpanjakan'i Persia, dia i Kirosy Lehibe, an'i Babilona tamin'ny taona 539 tal. J.K. dia nahazo alalana hiverina any Jodà ireo Jiosy nasesitany (4) (5). Araka ny [[Bokin'i Ezra]] (na Bokin'i Esdrasa) dia nanomboka tokony ho tamin'ny taona 537 tal. J.K. ny fanamboarana indray ny [[Tempolin'i Jerosalema]]. Izany zava-nitranga rehetra izany dia heverina ho zava-dehibe eo amin'ny tantara sy ny kolontsaina jiosy sady nisy vokany lehibe tamin'ny fivoaran'ny fivavahana jiosy.
 
Misy fikarohana arkeolojika izay naneho fa tsy ny mponin'i Jodà rehetra tsy akory no nasesitany ary na dia noravana tanteraka aza i Jerosalema, nisy ampahany amin'i Jodà izay nonenan'olona nandritra ny fotoan'ny fahababoana (6). Ny fiverenana avy any am-pahababoana dia niandalana fa tsy indray mandeha, ary maro ireo olona nasesitany na ny taranany izay tsy niverina tany Jodà ka lasa razamben'ireo Jiosy irakiana.
 
== Ny fahababoana arana ny Baiboly ==
[[Sary:The captivity of Judah.jpg|vignette|273x273px|Fanaovan-tsesitany ny Jiosin'i Jerosalema]]