Galilea (faritra): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Thelezifor dia namindra ny pejy Galilia (faritra) any amin'i Galilea (faritra) ary nanitsaka fihodinana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-13:
 
=== I Galilea ao amin'ny Testamenta Vaovao ===
I Galilea dia voaresaka matetika ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]]. Ao no nandanian'i [[Jesosy]] ny ampahany be amin'ny androny. Ny [[Filazantsara sinoptika|Evanjely telo voalohany]] dia mifantoka amin'ny asany amin'io faritra io, izay voasoritroritra am-panoharana sy feno zava-miafina, ny amin'ny diany rehetra ao amin'ny tapany avaratr'i [[Palestina]], izay voaelanelan'ny fandroahana fanahy ratsy sy fahagagana. Ny andian-teny hoe "Galilean'ny Firenena" (Mat. 4.15 izay noraisina avy ao amin'ny [[Bokin'i Isaia]] 8.23) izay atao amin'ny teny hebreo hoe "''Galil haGoyim''", dia hoatry ny milaza am-panoharana faritra izay tokony hampibebahina, raha mitaha amin'i [[Jodea]] sy ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoli]]<nowiki/>n'i Jerosalema.
 
Mety ho sisa amin'ny fitenenana hoe "Fahendren'ny Firenena", ny teny hoe ''GLYL'' (''Galil'' na ''Galilea'') sy ''HKhMH'' (''Hokhmah''), izay midika hoe "Fahendrena" ka manana gematria mitovy.
 
== Jereo koa: ==
*[[Galilea tamin'ny andron'i Jesosy]]
*[[Ranomasina Galilea]]