Sanedrina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
Ilay mpahay tantara jiosy [[Flavio Josefa]] dia miresaka ny sanedrina matetika ao amin'ny boky nosoratany atao hoe ''Antiquitates Judaicae.'' Na dia rava aza ny Fanjakana jiosy tamin'ny taona 70 tal. J.K. dia nisy ihany ny sinedriona izay nafindra tamin'ny tanàna lehibe sasany. Niahana ny raharaham-pitsarana sy ny raharaham-pivavahana jiosy ny sinedriona. Misy lahatsoratra ao amin'ny Mishna izay mamaritra ny fahefana sy ny fiasan'ny sinedriona. Neken'ny Fanjakana romana ny fitsarana nataony momba ny raharaha anatiny amin'ny samy Jiosy hatramin'ny taona 425.
 
Olonkendry manam-pahaizana momba ny lalàna jiosy miisa 71 no mikambana ao aminy. Ny mpisoronabe no nitarika azy. Nisy ny atao hoe ''sinedriona kely'' na ''sanhedrinasanedrina kely'' izay nahitana fara-fahavitsiny mpikambana 25 ny isan-tanana lehibe. Efa nisy ny sanedrina tamin'ny fotoana nanapahan'i Antiokosy Lehibe na Antiokosy III (242-187 tal. J.K.), nefa ny teny hoe sanedrina na sinedriona dia tsy fandre raha tsy tamin'ny taonjato voalohany taor. J.K. Rehefa tsy nisy intsony ny sanedrina dia ny fitsaranannfitsaranan'yny raby no nisolo azy ireo.
 
== Jereo koa: ==