Filazantsara araka an' i Marka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Pasquale Ottino San Marcos escribe sus Evangelios al dictado de San Pedro Musée des Beaux-Arts, Bordeaux.jpg|vignette|''Manoratra ny Vaovao Mahafaliny i Marka araka ny soratononina ataon'i Petera,'' nataon'i Pasquale Ottino taimn'ny taonjato faha-17]]
Ny [[Filazantsara araka an'i Marka]], na [[Filazantsara araka an'i Marka|Vaovao Mahafaly araka an'i Marka,]] na [[Filazantsara araka an'i Marka|Evanjely araka an'i Masindahy Marka]] dia faharoa amin'ny [[Filazantsara]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Ny asa nataon'i [[Jesosy]] (na [[Jesoa]]) no tian'ny mpanoratra hampitaina: asehony i Jesosy eo am-panatanterahana ny asany amin'ny fanasitranana ny marary, amin'ny fampitomboana isa ny mofo ho an'ny vahoaka. Izany asa izany dia tantarain'ny mpanorarampanoratra mmabma hnaporofohanaporofoany anynyny maha avy amin'Andriamanitra an'i Jesosy. Tsy latsaky ny 18 ny isan'ireo fahagagana tantarainy. Ao amin'ny andininy voaoohanyvoaolohany fotsiny dia efa milaza sahady ny mpanoratra fa i Jesosy no "Zanak'Andriamanitra" (Mar. 1.1) ary any amin'ny faran'io Vaovao Mahafaly io dia taterin'ny mpanoratra ny resak'ilay manamboninahitra miaramila romana teo am-pototry ny hazofijalianahazo fijaliana hoe: "Marina tokoa fa Zanak'Andriamanitra io Lehilahy io" (Mar. 15.39).
 
AsehinAsehon'ny mpanorartampanoratra koa fa ny fahagagana nataon'i Jesosy dia tsy nataony hitadiavany laza: Fantatr'i Jesosy fa tsy maintsy hijaly izy. Izany no nahatonga ny mpanoratra haneho ny fiainan'i Jesosy ho toy ny fiomanany amin'ny hahafatesany. Im-betsaka i Jesosy no manambara mialoha ny hijaliany sy ny hahafatesany. Amin'ny mpanoratra dia vaovao tsara izany fahafatesany izany satria mahatanteraka ny faminanian'i [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] ([[Bokin'i Isaia|Isaia]] 53.12): avy izy "hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro" (Marka 10.45) sady araka ny efa nambarany dia [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|hitsangana amin'ny maty]] izy satria tsy afaka ny hitoetra ao am-pasana ny Zanak'Andriamanitra.
 
Ny Filazantsaran'i Marka dia nosoratana ho an'ireo Kristiana avy amin'ny [[Jentilisa]] (na [[Jentily]]) izay tokony hanazavana tsara ireo fitenenana avy amin'ny [[fiteny arameana]] sy [[Fiteny hebreo|hebreo]] ary tokony hanazavana ny fomba amam-panao jiosy. Isan'ireo [[Filazantsara synoptika|Filazantsara sinoptika]] ny Filazantsaran'i Marka. Teo anelanelan'ny taona 60 sy 75 no nanoratana azy.
Andalana faha-12:
 
== Fizaràn'ny boky ==
Azo zaraina telo lehibe ny Filazantsaran’i Marka ka ny fizaràna tsirairay dia mbola azo tsinjaraina maro. Mahakasika an’i Jesosy tany Galilia[[Galilea (faritra)|Galilea]] ny fizaràna voalohany, ny fizaràna faharoa dia mikasika ny asa sy tenin’i Jesosy tany ivelan’i GaliliaGalilea, ary momba ny herinandro farany nandalovan’i JesoaJesosy tao Jerosalema ny fizaràna fahatelo.
 
=== I Jesoa tany GaliliaGalilea (Mar''.'' 1.1 - 7.23) ===
 
==== Ny fisehoan’i Jesosy voalohany (Mar. 1.1-45) ====
Andalana faha-29:
* Ny nanasitran'i Jesosy ny rafozambavin'i Simona sy olona hafa (1.29-34)
 
* Ny fitetezan'i Jesosy an'i [[Galilia (faritra)|GaliliaGalilea]] (1.35-39)
 
* Ny nanasitranan'i Jesosy ilay boka (1.40-45)
Andalana faha-45:
==== Ny fianakaviana sy ny mpianatr’i Jesosy (3.13-35) ====
* Ny fiantsoana ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] roa ambin’ny folo (3.13-19)
* IreoNy fianakavian'i Jesosy (3.20-21)
* Ny fanaratsian'ny mpanora-dalàna an'i Jesosy (3.22-30)
* Ny tena fianakavian’i Jesosy (3.31-35)
Andalana faha-61:
* Ny nampitsaharan'i Jesosy ny tafio-drivotra mahery (4.35-41)
* Ilay olona azon'ny devoly tany Gergesà / Gerasena (5.1-20)
* Ilay vehivavy nitsi-dra sy ny [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|fananangana]] ny zanak’i Jairo tamin’ny maty (5.21-43)
 
==== Ny fandavana an’i Jesosy sy ny fanambarany ny hahafatesany (Mar. 6.1-6.29) ====
* Ny fitsidihan’i Jesosy an’i [[Nazareta]] sy ny fandavana azy tao (6.1-6)
* Ny nanirahan’i Jesosy ireo Apostoly (6.7-13)
* Ny nahafatesan’i Jaona[[Joany mpanao batisa]] (6.14-29)
 
==== Ireo fahagagana nataon’i Jesosy (6.30-56) ====
Andalana faha-113:
* Ny valisoa ho azon’izay mahafoy harena (10.28-31)
* Ny fanambaràn’i Jesosy fanintelony ny hijaliany sy ny hahafatesany (10.32-34)
* Ny fangatahan’i [[Jakoba zanak'i Zebedio|Jakoba]] sy i Jaona[[Joany zanak’iapostoly|Joany]] zanak'i Zebedio (10.35-40)
* Ny lehibe tsy maintsy manompo (10.41-45)
* Ny nanasitranan’i Jesosy an’i Bartimeo jamba (10.46-52)
Andalana faha-122:
* Ny nidiran’i Jesosy tao Jerosalema (11.1-11)
* Ilay aviavy tsy namoa (11.12-14)
* Ny nandroahan’i Jesosy ireo mpivarotra tao an-tempoly[[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] (11.15-19)
* Ny lesona avy amin’ilay aviavy maina (11.20-26)
* Ny fanontaniana ny amin’ny fahefan’i Jesosy (11.27-33)
Andalana faha-131:
* Ny fitsanganan-ko velona (12.18-27)
* Ny didy lehibe indrindra (12.28-34)
* I Kristy – zanak’i [[Davida (Baiboly)|Davida]] nefa Tompony koa (12.35-37)
* Ny fanamelohan’i Jesosy ny [[fariseo]] sy ny [[mpanoradalàna]] (12.38-40)
* Ny rakitr’ilay vehivavy mpitondratena (12.41-44)
 
==== Ny nilazan’i Jesosy ny amin’ny zavatra hiseho amin’ny andro farany (13.1-37) ====
* Ny nilazan’i Jesosy ny amin’ny haharavan’ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] (13.1-2)
* Ny toriten’i Jesosy ny amin’ny [[andro farany]] (13.3-4)
* Ny fiandohan’ny fahoriana (13.5-13)
Andalana faha-153:
* Ny nanambaràn’i Jesosy izay  hamadika azy (14.17-21)
* Ny sakafo harivan’ny Tompo (14.22-25)
* Ny nilazan’i Jesosy mialoha ny handavan’i [[Petera]] azy (14.26-31)
* I Jesosy tao [[Getsemane]] nivavaka (14.32-42)
 
Andalana faha-169:
* Ny nahafatesan’i Jesosy (15.33-41)
* Ny nandevenana an’i Jesosy (15.42-47)
* Ny [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|nitsanganan’i Jesosy ho velona]] (16.1-8)
* Ny nisehoan’i Jesosy tamin’i [[Maria Magdalena]] (16.9-11)
* Ny nisehoan’i Jesosy tamin’ny mpianatra roa (16.12-13)