Tsindrimandry (fivavahana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Dikan-teny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
 
==== "Divinitus inspirata" ====
"Omnis Scriptura <u>''divinitus inspirata''</u> utilis est ad docendum, ad arguendum, ad corripiendum, et erudiendum in justitia: ut perfectus sit homo Dei, ad omne opus bonum instructus."<ref><small>''Biblia Sacra juxta Vulgatam Clementinam''. (2005) (Ed. electronica.). : Logos Bible Software.</small></ref>.
 
=== Dikan-teny malagasy ===
 
==== "Avy amin'ny fanilovan'Andriamanitra" ====
"Satria ny Soratra rehetra <u>''avy amin'ny fanilovan'Andriamanitra''</u> dia mahasoa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fananarana, ho fanabeazana amin'ny fahamarinana, mba hahalavorary ny olon'Andriamanitra sy hahavonona azy ho amin'ny asa soa rehetra." (''Ny Baiboly Masina'' (katolika)).
 
==== "Nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra" ====
"Izay soratra rehetra <u>''nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra''</u> dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, mba ho tanteraka ny olon'Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra". (''Ny Baiboly'' (protestanta)).
 
==== "Avy amin'ny herin'ny fanahy masin'Andriamanitra" ====