Fahotana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[fahotana]] dia fandikana an-tsitrapo na tsy an-tsitrapo ny didin'Andriamanitra ka heloka eo anatrehan'Andriamanitra izany. Ny fahotana dia mety ho ny tsy fanoavana na ny fandavana na ny fisakanana ny [[Famonjena (finoana)|famonjena]], na mety ho ny anton'ny itrangan'ny fahafatesanan'ny fanahy. Mety hiseho amin'ny alalan'ny asa azo tsapain-tanana ny fahotana na koa amin'ny alalan'ny eritreritra manimba ny fifandraisan'ny olombelona amin'Andriamanitra.
 
Fahotana ny zavatra rehetra misakana ny fahatratrarana ny tanjona tsara tokony ho tratra araka ny fampianaran'ny fivavahana iray (mety ho ny famonjena izany tanjona izany na zavatra hafa). Tsy fahotana ny fandikana ny lalàna nataon'olombelona.