Galatia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny faritra tamin'ny Andro Taloha
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I [[Galatia]] dia faritra ara-tantara tany Anatolia (manodinina an'i Ankara ankehitriny), izay nonenana vahoaka selta nifindra monina tao tamin'ny Ando Taloha, tokony ho tamin'ny taona 279 tal. J.K. Ny fanjakan'i Ponto sy i Paflagonia no mamaritra azy avy ao avaratra, i Kapadokia ao atsinanana, ny fanjakan'i Pergamo ao atsimo ary i Bitinia ao andrefana. Ny lovantsofina kristiana dia nanoratra taratasy ho an'ny Kristiana tao Galatia i [[Paoly (apostoly)|Paoly]] Apostoly, dia ny [[Epistily ho an'ny Galatiana]] na ny [[Epistolà ho an'i Galata]].