Sanedrina: Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k (Thelezifor dia namindra ny pejy Sinedriona jiosy any amin'i Sanedrina ary nanitsaka fihodinana)
kAucun résumé des modifications
 
Olonkendry manam-pahaizana momba ny lalàna jiosy miisa 71 no mikambana ao aminy. Ny mpisoronabe no nitarika azy. Nisy ny atao hoe ''sinedriona kely'' na ''sanhedrina kely'' izay nahitana fara-fahavitsiny mpikambana 25 ny isan-tanana lehibe. Efa nisy ny sanedrina tamin'ny fotoana nanapahan'i Antiokosy Lehibe na Antiokosy III (242-187 tal. J.K.),nefa ny teny hoe sanedrina na sinedriona dia tsy fandre raha tsy tamin'ny taonjato voalohany taor. J.K. Rehefa tsy nisy intsony ny sanedrina dia ny fitsaranann'y raby no nisolo azy ireo.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpisorona jiosy]]
 
* [[Mpanoradalàna]]
29 416

modifications