Sanedrina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny Jiosy
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
 
Ny [[Sinedriona jiosy|sinedriona]] na [[Sinedriona jiosy|sanedrina]] dia ny antenimiera mpanao lalàna sadysy fitsarana tampony jiosy izay mivory ao Jerosalema. Olonkendrynandritra manampahaizanany mombafanjanahan-tany nyromana lalànasady jiosynanam-pahefana miisatamin'ny 71[[Jiosy]] notao Palestina mikambanasy aotany aminyam-pielezana. NahitanaVoalaza ao amin'ny atao[[Filazantsaran'i hoeMatio]] sinedrionaao kelyamin'ny na[[Baiboly]] sanhedinafa kelynotsarain'ny izaysanedrina nahitanairay fara-fahavitsinymanontolo mpikambanai 25[[Jesosy]] alohan'ny isan-tananahanomboana lehibeazy tamin'ny hazo fijaliana (Mat. 26.66).
 
Ilay mpahay tantara jiosy [[Flavio Josefa]] dia miresaka ny sanedrina matetika ao amin'ny boky nosoratany atao hoe ''Antiquitates Judaicae.'' Na dia rava aza ny Fanjakana jiosy tamin'ny taona 70 tal. J.K. dia nisy ihany ny sinedriona izay nafindra tamin'ny tanàna lehibe sasany. Niahana ny raharaham-pitsarana sy ny raharaham-pivavahana jiosy ny sinedriona. Misy lahatsoratra ao amin'ny Mishna izay mamaritra ny fahefana sy ny fiasan'ny sinedriona. Neken'ny Fanjakana romana ny fitsarana nataony momba ny raharaha anatiny amin'ny samy Jiosy hatramin'ny taona 425.
 
Olonkendry manam-pahaizana momba ny lalàna jiosy miisa 71 no mikambana ao aminy. Ny mpisoronabe no nitarika azy. Nisy ny atao hoe ''sinedriona kely'' na ''sanhedrina kely'' izay nahitana fara-fahavitsiny mpikambana 25 ny isan-tanana lehibe. Efa nisy ny sanedrina tamin'ny fotoana nanapahan'i Antiokosy Lehibe na Antiokosy III (242-187 tal. J.K.),nefa ny teny hoe sanedrina na sinedriona dia tsy fandre raha tsy tamin'ny taonjato voalohany taor. J.K. Rehefa tsy nisy intsony ny sanedrina dia ny fitsaranann'y raby no nisolo azy ireo.