Sanedrina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny Jiosy
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 31 Desambra 2018 à 12:06

Ny sinedriona na sanedrina dia ny antenimiera mpanao lalàna sady fitsarana tampony jiosy izay mivory ao Jerosalema. Olonkendry manampahaizana momba ny lalàna jiosy miisa 71 no mikambana ao aminy. Nahitana ny atao hoe sinedriona kely na sanhedina kely izay nahitana fara-fahavitsiny mpikambana 25 ny isan-tanana lehibe.