Mônôteisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nandamina sy nanisy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-22:
 
=== Ny zoroastrisma ===
Ny [[zoroastrisma]] na zoroastrianisma dia fivavahana naorin'i [[Zaratostra]] (na Zoroastra) tany Persia tany amin'ny taonjato faha-7 tal. J.K. Manindry mafy ny fifanoheran'ny herin'ny tsara amin'ny herin'ny ratsy ([[Doalisma (finoana)|doalisma]]) i Zaratostra nefa ny fivavahany dia azo lazaina hoe monoteista satria tsy mitory fisian'andriamanitra roa mifanohitra izy fa andriamanitra tokana. I [[Ahura Mazda]] (na Ohrmazd) no anaran'ny andriamanitry ny zorostrisma. Ireo andriamanitra maro tao amin'ny fivavahana mazdeisma teo alohany dia lasa zavatra hafa heverina indraindray ho sahala amin'ny anjely na fiseho manokan'i Ahura Mazda izay lasa nanana tena manokana ka atao hoe ''[[amesha spenta]]''. Ny mpikaroka momba ny fivavahana dia milaza fa avy amin'ny finoana ny fisian'ny ''amesha spenta'' no nipoiran'ny finoana ny [[anjely]] sy [[arikanjely]] tao amin'ny fivavahana hafa.
 
== Jereo koa: ==
Andalana faha-31:
* [[Henoteisma]]
* [[Ateisma]]
*[[Doalisma (finoana)|Doalisma]]
*[[Fanekem-pinoana]]