Fiainana aorian' ny fahafatesana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny finoana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny [[fiainananafiainana aorian'ny fahafatesana]] na [[FiainananaFiainana aorian'ny fahafatesana|fiainana any an-koatra]] dia fitohizan'ny fiainan'ny fanahy na ny fieritreretan'ny zava-manana aina aorian'ny fahafatesany. Maro ny endrika mety hisehoan'izany ka ny fiainana any am-paradisa na any amin'ny helo aorian'ny [[fitsanganan-ko velona]], araka ireo fivavahana abrahamika, dia isan'izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian'ny fiainana any an-koatra, ian'izany ny fivavahan'ny Egiptiana taloha, ny fivavahann'ny Grika sy ny Romana taloha, ny fivavahan'ireo mponina tao avaratr'i Eoropa, ny [[fivavahana kristiana]], ny [[finoana silamo]], ny [[jodaisma]] (afa-tsy ny an'ny [[Sadoseo]]), ny [[bodisma]], ny [[hindoisma]], ny jainisma, ny sikisma, ny [[zoroastrisma]], ny fivavahan-drazana afrikana sy ny hafa koa.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Eskatolojia]]
* [[Fitsanganan-ko velona]]
* [[Andro farany]]