Fiainana aorian' ny fahafatesana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny finoana
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 31 Desambra 2018 à 09:55

Ny fiainanana aorian'ny fahafatesana na fiainana any an-koatra dia fitohizan'ny fiainan'ny fanahy na ny fieritreretan'ny zava-manana aina aorian'ny fahafatesany. Maro ny endrika mety hisehoan'izany ka ny fiainana any am-paradisa na any amin'ny helo aorian'ny fitsanganan-ko velona, araka ireo fivavahana abrahamika, dia isan'izany. Maro koa ny fivavahana mampianatra ny fisian'ny fiainana any an-koatra.