Jôsefa (zanak' i Jakôba): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nofotsiana
Marika: Blanchiment
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Bourgeois Joseph recognized by his brothers.jpg|vignette|276x276px]]
I '''Josefa''' (hebreo: יוֹסֵף‬ / ''Iosef'') dia olona voatantara ao amin'ny [[Baiboly]]. Zanak'i [[Jakoba]] sy i [[Rahely]] izy. I [[Benjamina]] no rahalahy iray reny aminy. Manana rahalahy folo hafa tsy iray reny aminy izy. Namidin'ireo rahalahiny izay nialona azy ho andevo izy nefa lasa manampahefana tany Egipta taty aoriana. Nantsoiny honina any Ejipta ireo fianakaviany, fantatra amin'y hoe [[Zanak'i Israely]], tamin'ny fotoana nahamosarena ny tany manontolo. Taorian'ny nahafatesany sy ilay Farao natoky azy no nanombohan'ny fahasahiranan'ny Zanak'i Isaraely izay nandevozin'ny Egiptiana. Manana ny fomba fitantarany an'i Josefa koa ny boky masina [[Kor'any]].
 
== Ny fiainany manokana ==
[[Sary:Peter von Cornelius 004.jpg|vignette|''Niseho'' ''tamin'ireo rahalahiny i Josefa,'' nataon'i Peter von Cornelius (1816-1817)]]
I Jakoba no rainy. Ny vadiny dia i Asenata. Ny zanany dia i Manase sy i Efraima.
 
== Jereo koa ==
 
* Ireo zanak'i Jakoba: [[Robena]] - [[Simeona (zanak'i Jakoba)|Simeona]] - [[Levy]] - [[Joda (zanak'i Jakoba)|Joda]] - [[Dana]] - [[Naftaly]]- [[Gada]] - [[Asera]] - [[Isakara]] - [[Zebolona]] - [[Josefa (zanak'i Jakoba)|Josefa]] - [[Benjamina]] - [[Dina]]
* Ireo vadin'i Jakoba: [[Lea (vadin'i Jakoba)|Lea]] - [[Rahely]] - [[Bila]] - [[Zilpa]]
* [[Fokon'i Israely]]