Fitsanganan-ko velona (kristianisma): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra sy nandamina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-46:
Niady hevitra ireo Kristiana tany am-piandohana ny amin'ny fitsanganan'ny vatana na ny tena amin'ny maty. Nilaza mazava ny apostoly Paoly fa hitsangana ny vatan'ny olona (1Kor. 15; 1Tes. 4.14-16). Ny [[Apokalypsin'i Jaona|Apokalipsin'i Jaona]] (Apo. 20.12) sy ny [[Filazantsara araka an'i Jaona]] (Jao. 5.21-29) koa dia miresaka ny amin'izany.
 
=== NyAo amin'ny fanekem-pinoana ===
Tamin'ny fotoana nivoaran'ny fivavahana kristiana dia nisy ireo tsy nino ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty ka nilaza fa fitsaganana ara-panahy ihany no hisy ka isan'izany ny fampianaran'ny [[gnostisisma]] sy ny an'ny [[manikeisma]] izay noheverin'ny Fiangonana tamin'izay ho nanao fampianaran-diso. HamafisinNoraiketina ao amin'ny [[fanekem-pinoana nikeana]]maro ny finoana ny fitsanganan'ny tenamaty aminho velona sy ny fiainanana mandrakizay, isan'izany ny maty[[Fanekem-pinoana apostolika]] sy ny [[Fanekem-pinoana nikeana]] (na niseana) ary ny [[Fanekem-pinoana atanasiana]].
 
==== Ao amin'ny Fanekem-pinoana nikeana ====
Hamafisin'ny [[Fanekem-pinoana nikeana]] ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty:
 
"Ary izaho miandry ny hitsanganan'ny maty sy ny fiainan-ko avy." (Dikan-teny katolika)
 
==== Ao amin'ny Fanekem-pinoan'i Atanasio ====
Hamafisin'ny [[Fanekem-pinoana atanaziana|Fanekem-pinoana atanasiana]] koa izany:
 
"Ad cujus advéntum omnes hómines resúrgere habent cum corpóribus suis, et redditúri sunt de factis própriis ratiónem. Et qui bona egérunt, ibunt in vitam aetérnam, qui vero mala, in ignem aetérnum." (Dikan-teny latina)
 
"Amin’ny fiaviany dia hitsangan-ko velona miaraka amin’ny vatany avy ny olombelona rehetra ka hampamoahina amin’ny asa nataony avy: ireo izay nanao ny tsara hankany amin’ny fiainana mandrakizay, ireo izay nanao ratsy any amin’ny afo mandrakizay."
 
==== Ao amin'ny Fanekem-pinoana apostolika ====
Izao kosa ny voalaza ao amin'ny [[Fanekem-pinoana apostolika]]:
 
"Mino (...) ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty ary ny fiainana mandrakizay." (Dikan-teny protestanta)
 
== Jereo koa: ==