Fitsanganan' i Jesoa ho velona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
 
== Ilay fitsanganan-ko velona araka ny Testamenta Vaovao ==
Ny [[Epistolan'i Paoly]], ny toriteny sy ny epistolan'i [[Petera]] (na [[Piera (apostoly)|Piera]]) ao amin'ny [[Asan'ny Apostoly]] dia mitantara fa maty novonoina i Jesosy nefa natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty; arymilaza koa izy ireo fa ny [[Apostoly]] sy ny olona maro hafa, isan'izany ireony mpanohitra azy sasany, dia vavolombelona nanatri-maso ny nisehoan'i Jesosy taorian'ny nahafatesany. Ny Kristiana voalohany dia azo faritana ho ireo mpianatr'i Jesosy izay nankalaza azy ho ilay Tompo nitsangan-ko velona, taorian'ny fanomboana amin'ny hazo fijaliana.
 
Ny Kristiana voalohany dia azo faritana ho ireo mpianatr'i Jesosy izay nankalaza azy ho ilay Tompo nitsangan-ko velona, taorian'ny fanomboana amin'ny hazo fijaliana.
Izao ny hevitr'i Raymond E. Brown: "ny lahatsoratra ao amin'ny Baiboly dia maneho fa [i Petera sy i Paoly] dia nitory an'i Jesosy izay nitsagana tamin'ny maty nefa ny nofony tsy lo tao am-pasana. Tsy misy ao amin'ny Testamenta Vovao manontolo na dia tendron-tsoratra iray manambara fa nisy Kristiana nihevitra fa mbola ao am-pasana ny vatan'i Jesosy ka lo. Izany no iheverako fa ny lahatsoratra ao amin'ny Baiboly dia manantitra mazava tsara ny fitsanganan-ko velona ara-batana"<ref><small>Raymond E. Brown, ''101 questions sur la Bible et leurs réponses'', Lexio/Cerf, 1993 (<nowiki>ISBN 978-2-204-11305-2</nowiki>), p.110.</small></ref>.
 
Izao ny hevitr'i Raymond E. Brown: "ny lahatsoratra ao amin'ny Baiboly dia maneho fa [i Petera sy i Paoly] dia nitory an'i Jesosy izay nitsagana tamin'ny maty nefa ny nofony tsy lo tao am-pasana. Tsy misy ao amin'ny Testamenta Vovao manontolo na dia tendron-tsoratra iray manambara fany nisyfisian'ny Kristiana nihevitra fa mbola ao am-pasana ny vatan'i Jesosy ka lo. Izany no iheverako fa ny lahatsoratra ao amin'ny Baiboly dia manantitra mazava tsara ny fitsanganan-ko velona ara-batana ny lahatsoratra ao amin'ny Baiboly"<ref><small>Raymond E. Brown, ''101 questions sur la Bible et leurs réponses'', Lexio/Cerf, 1993 (<nowiki>ISBN 978-2-204-11305-2</nowiki>), p.110.</small></ref>.
 
==== Araka ireo Epistolan'i Paoly ====
Ligne 18 ⟶ 20 :
"3 ''Fa natolotro anareo ho isan'ny zavatra voalohany indrindra ilay noraisiko, dia izao: Kristy maty noho ny fahotantsika araka ny Soratra Masina'', 4 ''dia nalevina, ary natsangana tamin'ny andro fahatelo araka ny Soratra Masina''; 5 ''ary niseho tamin'i Kefasy Izy, dia vao tamin'ny roa ambin'ny folo lahy koa''. 6 ''Rehefa afaka izany, dia niseho tamin'ny rahalahy tsy omby dimam-jato Izy, ny ankamaroan'ireny dia mbola velona mandraka ankehitriny, fa ny sasany efa nodi-mandry''. 7 ''Rehefa afaka izany, dia niseho tamin'i Jakoba Izy, dia tamin'ny Apostoly rehetra.''" (1Kor. 15.3-7).
 
Mifanaraka ny manampahaizana fa manoratrananoratra ny lovantsofina tamin'ireo taona 30<ref><small>Gary Habermas, [http://www.garyhabermas.com/articles/J_Study_Historical_Jesus_3-2_2005/J_Study_Historical_Jesus_3-2_2005.htm "Resurrection Research: What Are Critical Scholars Saying"], ''Journal for the Study of the Historical Jesus'', 3, 2 (2005), [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.garyhabermas.com%2Farticles%2FJ_Study_Historical_Jesus_3-2_2005%2FJ_Study_Historical_Jesus_3-2_2005.htm tahiry]].</small></ref> i Paoly.
 
==== Loharano arakaAraka ny FilazantsaraFilazantsaran'i Marka ====
Izao no voasoratra araka ny [[Evanjelin'i Marka]]:
 
"1 ''Ary rehefa afaka ny andro Sabata, dia lasa nividy zava-manitra Maria Magdalena sy Salome ary Maria, renin'i Jakoba, mba handeha hanosotra ny fatin'i Jesosy''. 2 ''Ary nony maraina koa tamin'ny voalohan'andro amin'ny herinandro, rehefa niposaka ny masoandro, dia nankany amin'ny fasana izy ireo''. 3 ''Ary niresaka hoe izy: Iza re no hanakodia ny vato ho afaka amin'ny varavaram-pasana hisolo antsika?'' 4 ''Fa nony nitraka izy, dia, indro, hitany fa efa voakodia niala ny vato; fa lehibe dia lehibe ny vato.'' 5 ''Ary raha niditra tao anatin'ny fasana izy, dia nahita zatovo anankiray nipetraka teo amin'ny ankavanana niakanjo akanjo fotsy, dia talanjona izy''. 6 ''Fa hoy ilay zatovo taminy: Aza talanjona; mitady an'i Jesosy avy any Nazareta, Izay nohomboana tamin'ny hazo fijaliana, ianareo; efa nitsangana Izy; tsy ato Izy; jereo fa teo no nametrahany Azy''." (Mar. 16. 1-6).
 
==== Araka ny Filazantsaran'i Matio ====
Io sombin-dahatsoratra vakintsika amin'izao dia natovana tamin'ny taonjato faha-5. Ara-pilaharam-potoana dia niseho tamin'ireo taona 80-90 ny fitantarana omena manaraka eto, izay nosoratana taorian'ny taratasin'i Paoly, izany hoe ilay hita ao amin'ny [[Evanjelin'i Matio]]:
 
"1 ''Ary tamin'ny alin'ny Sabata, raha vao nazava ratsy ny andro voalohany amin'ny herinandro, dia avy hizaha ny fasana Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray.'' 2 ''Ary, indro, nisy horohorontany mafy; fa nisy anjelin'ny Tompo nidina avy tany an-danitra, dia nankeo ka nanakodia ny vato, dia nipetraka teo amboniny.'' 3 ''Ary ny fijery azy dia tahaka ny helatra, ary ny fitafiany fotsy tahaka ny oram-panala;'' 4 ''ary ny mpiambina nivadi-po noho ny fahatahorana azy ka tonga tahaka ny maty.'' 5 ''Ary ny anjely namaly ka nilaza tamin'ny vehivavy hoe: Aza matahotra ianareo; fa fantatro fa Jesosy, Izay efa nohomboana tamin'ny hazo fijaliana, no tadiavinareo''. 6 ''Tsy ato Izy, fa efa nitsangana araka izay nolazainy. Avia, ka jereo, fa tao no nandrian'ny Tompo.'' (...) 9 ''Ary, indro, Jesosy nifanena taminy ka nanao hoe: Finaritra. Ary izy ireo nanatona, dia nihazona ny tongony ka niankohoka teo anatrehany''. 10 ''Dia hoy Jesosy taminy: Aza matahotra; fa mandehana, ka asaovy mankany Galilia ny rahalahiko; fa any no hahitany Ahy''." (Mat. 28.1-6; 9-10)
 
==== Araka ny Filazantsaran'i Lioka ====
Izao koa ny voalaza ao amin'ny [[Evanjelin'i Lioka]]:
 
"1 ''Fa nony maraina koa tamin'ny andro voalohany amin'ny herinandro, dia nankany amin'ny fasana izy nitondra ny zava-manitra izay efa namboariny''. 2 ''Ary hitany fa, indro, ny vato efa voakodia niala tamin'ny fasana. 3 Dia niditra izy, nefa tsy nahita ny fatin'i Jesosy Tompo''. 4 ''Ary raha mbola very hevitra tamin'izany izy, indreo, nisy roa lahy niseho taminy nitafy fitafiana manelatrelatra''. 5 ''Ary nony natahotra izy ka niankohoka, dia hoy izy roa lahy taminy: Nahoana no ato amin'ny maty no itadiavanareo ny velona?'' 6 ''Tsy ato Izy fa efa nitsangana; tsarovy ny teny izay nataony taminareo, fony Izy mbola tany Galilia, hoe:'' 7 ''Ny Zanak'olona tsy maintsy hatolotra eo an-tànan'ny mpanota ka hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo''. (...) 12 ''Fa Petera nitsangana, dia nihazakazaka nankany amin'ny fasana; ary niondrika izy ka nahita ny lambam-paty mipetraka mitokana; dia lasa nody izy sady gaga noho ny zavatra izay tonga teo''." (Lio. 24.1-7. 24.12)
 
==== Araka ny Filazantsaran'i Joany ====
Izao koa ny vosoratra ao amin'ny [[Evanjelin'i Joany]]:
 
Ligne 38 ⟶ 43 :
 
== Ny fisehoan'i Jesosy nitsangan-ko velona ==
Araka ny filazan'i Simon Claude Mimouni dia zavatra natovana taty aoriana ireo fitantarana momba ny fisehoan'i Jesosy tamin'ny mpianany taorian'yny fitsanganany tamin'ny maty. Tamin'ny taonjato faha-2 izany fanovonana izany. "Mahagaga ny fisiam-pahasamihafanafisian'ny fahasamihafana ao amin'ireo fitantarana ny fisehoana, ka manehomanambara izany fa lovantsofina maro no niavian'izy ireo"<ref><small>Simon Claude Mimouni et Pierre Maraval, ''Le Christianisme des origines à Constantin'', PUF, 2006, p.130.</small></ref>.
 
Nanoratra dimy ambin'ny folo taona talohan'ny nanoratana ny [[Evanjely]] i Paoly avy any Tarsisy. Ny tranainy indrindra amin'ireo Evanjely ireo dia ny an'i Marka. Akoatry ny firesahany ny amin'ny nahitan'i [[Jakoba ilay Marina]], rahalahin'i Jesosy, dia milaza i Paoly fa niseho amin'ny fotoana iray tamin'ny mpianatra miisa 500 koa i Jesosy. Araka ny [[Asan'ny Apostoly]] koa dia nisehoan'i Jesosy manokana teo akaikin'i Damaskosy (na Damasy) i Paoly taorian'ilayny fitsanganan-konitsanganany tamin'ny velonamaty.
 
== Ny olana ara-tantaran'ny fitsanganan-ko velona ==
Ny fitsanganan'i Jesosy ho velona dia tsy zava-nitranga azo hamarinina fa zavatra momba ny finoana; tsy azon'ny taranja tantara iasanaanaiovana fikarohana izany<ref><small>Camille Focant, « La Résurrection », in Michel Quesnel et Philippe Gruson (dir.), ''La Bible et sa culture'', éd. Desclée de Brouwer, 2011, vol. II, <abbr>p.</abbr> 145.</small></ref>. "Mizara mandrakariva ny mpanao heviteny ny amin'ny fitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty. Isan'ireo voalohany tamin'ny taonjato faha-18 izay niezaka nanaporofo ny fisian'ny hosoka nataon'ireo [[apostoly]] i Reimarus. (...) I David Strauss, izay nantaon'i Ernest Renan malaza tao Frantsa, dia nanaonihevitra an'izany ho [[Fedrà|angano]] teraka ho azy tao amin'ireo fiangonana kristiana voalohany, indrindra noho ny hakiviana tsy nety nampiononina teo amin'ireo mpianatr'i Jesosy taorian'ny nahafatesany".
 
Hatramin'i Rudolf Bultmann (tamin'ny fiandohan'ny taonjato faha-20) dia "fanao ny manavaka ny finoana ny Fitsanganana amin'ny maty, izay iheverana ny fitsanganan'i Jesoa tamin'ny maty ho zava-nitranga marina tokoa, amin'izay ara-tantara amin'ny heviny hentitra"<ref><small>Simon Claude Mimouni et Pierre Maraval, ''Le Christianisme des origines à Constantin'', Paris, éd. P.U.F., 2006, <abbr>p.</abbr> 128-129.</small></ref>. Tsy afaka hanan-kambara ny mpahay tantara ny amin'io resaka io na amin'ny fitsipahana izany na amin'ny fanohanana izany nefa afaka manamarina izy ireo fa nino ny mpianatr'i Jesosy fa "natsangan'Andriamanitra izy" (Jereo: Rom. 10.9).
Ligne 52 ⟶ 57 :
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)]]
 
* [[Fahaterahan'i Jesoa|Fahaterahan'i Jesosy]]