Fiangonana Kristadelfiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Fiangonana Kristadelfiana''' (avy amin'ny teny Grika hoe "Mpirahalahy sy mpirahavavy ao amin'i Kristy") dia fiangonana Protestanta kely izay tsy mino ny [[Trinite]].<ref>Rob J. Hyndman. [http://www.god-so-loved-the-world.org/malagasy/hyndman_christadelphians_malagasy.htm ''Ny fiangonana Kristadelfiana (Mpirahalahy sy mpirahavavy ao amin'i Kristy) Fampahafantarana ny fikambanana mifototra amin'ny Baiboly.'']</ref>
[[Sary:Christadelphian Hall (Bath).JPG|thumb|200px|Efitrano fivorian'ny Kristadelfiana, any Bath, Angletera]]
== Tantara ==
Izy ireo dia naorin'ilay dokotera Anglisy John Thomas tamin'ny 1848, izay nandao ny Hetsika Famerenana amin'ny Laoniny an'i Alexander Campbell satria izy dia tsy niombon-kevitra tamin'ny fampianaran'ny fiangonana ny amin'ny [[Trinite Masina|Trinite]] sy ny tsy fahafatesan'ny fanahy izay noheveriny fa tsy ara-baiboly sy finoanoam-poana. Nanomboka tamin'ny 1848-1863 dia nitombo izaitsizy ny fiangonana tany Ecosse sy tany Virginie. Tamin'ny 1863, ny fiangonana dia nisafidy ny anarana hoe "Kristadelfiana" mba ho voasoratra ho toy ny mpandà tsy te hiady hanoherana ny herisetra tamin'ny Ady an-trano tany Amerika. Tany ho any amin'ny taona 1890, ny fikambanana dia isan'ireo fiangonana Kristiana voalohany izay nanampy ireo Jiosy mpifindra toerana ho any Isiraely. Nandritra ny taona 1960 dia nanomboka nitory tany [[Afrika]] ny fikambanana ka nitombo fatratra tokoa ny tany Malawi, ary taty aoriana dia tany amin'ny firenena hafa sasany.<ref>[http://www.bbc.co.uk/religion/religions/christianity/subdivisions/christadelphians_1.shtml BBC - Religions - Christianity: Christadelphians]</ref>
 
== Antontan'isa ==