Mpanjakan' i Israely: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[mpanjakan'i Israely]] dia ireo mpanjaka avy amin'ny [[fokon'i Israely]] lazaina ao amin'ny [[Baiboly]] fa nanapaka ny tanin'i Israely ao Palestina, nanomboka tamin'ny taona 1051 tal. J.K. hatramin'ny taona 721 tal. J.K. Nanomboka tamin'ny nisarahan'ny [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] sy ny [[Fanjakan'i Jodà]] dia ireto ny mpanjakan'i Israely nifandimby raha tsy isaina i [[Saoly]] (na Saola) sy [[Isboseta]] sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ary i [[Solomona]] (na Salomona).
 
* [[Jeroboama I]] (hebreo: יָרָבְעָם‬ / ''Yaraḇe‘am'');