Hôsea (mpaminany): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Profeta Osea (Moretto).jpg|vignette|''Ny mpaminany Hosea,'' nataon'i Alessandro Bonvicino, taona 1521-1524.]]
I '''Hosea''' na [[Hosea|Osea]] dia [[Mpaminanin'i Israely|mpaminany israelita]] voaresaka ao amin'ny [[Baiboly]]. Tao amin'ny [[Fanjakan'i Israely|Fanjakana Avaratra]] izy no niasa tamin'ny nanjakan'i Jeroboama (taona 782 hatramin'ny 753 tal. J.K.). Mpiandry ondry no asany talohan'ny naha mpaminany azy ary vahivavyvehivavy mpivaro-tena ny vadiny, izay atao hoe Gomera. Ny lovatsofina jiosy dia manao an'i Hosea ho nanoratra ny [[Bokin'i Hosea]].